Filipina: Kalo Mena

Tsikerain'i i caffeine_sparks ny ”famelomana indray” ny Kaominisma nataon'ny fanjakana Filipiana ho toy ny raho-mitatao amin'ny fitoniana nasionaly. Nitantara ny fihaonany tamin'ny kaominista tena izy ary tsy natahotra na gaga. ” Tsy tadidiko ny antsipirihan'ny zavatra nolazainy, fa tadidiko hoe nieritreritra aho fa efa fantatro sahady no nolazainy ary tokony mba nanao asa famelabelarana tsaratsara kokoa izy. Raha niandry tamim-pitazonana ny fofonainay izahay, mety ho sempotra tam-piandrasana ny fahazavana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.