- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Andro faha-2: Hetsika ho an'ny Demokrasia tao Nepal

Sokajy: Afrika Mainty, Amerika Latina, Azia Atsimo, Karaiba, Frantsa, Goadelopa, Martinika, Nepal, Shily, Fahalalahàna miteny, Fanoherana, Fifindràmonina, Foko sy Fiaviana, Lalàna, Mediam-bahoaka, Politika, Sendikà, Tanora, Zon'olombelona

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny 2006 )

Mihoatra ny arivo no voasambotra, maro ireo voadaroka, maro no maty, ary nandrahona hampihatra ny lalàna miaramila ny Minisitry ny Atitany i Kamal Thapa. Raha nisy fotoana nahafahan'ny vondrompiarahamonina iraisam-pirenena hanolo-tanana ho fanehoana firaisankina, fotoanany izao. Noresahan'ny ny Demokrasia Ho an'i Nepal, DFN [1] teo anivon'ny zanaka nepaley am-pielezana sy ny naman'i Nepal ny mikasika ny tranga roa tany New York : ny April 8: Ny Taombaovao, [2] ny 9 Aprily [3]

Nomen'ny blaogin'ny Global Voices iray tolotra avy amin'ny sampandraharaha maneran-tanin'ny BBC ilay blaogera mba handray anjara amin'ny resaka iray momba an'i Nepal: BBC Calls [4]. Manana sary i Phalano.com [5]: Sarin'ny Andro 1 [6], Sarin'ny Andro 2 [7]

Manana fandrakofana amin'ny antsipirihany momba ilay hetsika an-dalambe ny INSN: Patan: 1990 Niverenana Nojerena [8], Tatitra mikasika ireo Fisamborana [8]Manambara ny Fahaleovantenan'i Kirtipur ireo Mpanohitra [9], Andro 1: Iray maty, An'arivony ireo Nosamborina Manerana ny Firenena [10], Roa Naratra Noho ny Tifitry ny Polisy [11], Mpanao Fihetsiketsehana Miatrika Ireo Polisy Manerana ny Lohasaha [12].

Manana fandrakofana tsara vitsivitsy momba ilay hetsipanoherana ny United We Blog, UWB [13], : Kirtipur sy Patan Amin'ny Alalan'ny Fakantsary [14], Ny Adalàm-Panjakana [15], Fanavaozana Mikasika ny Fikomiana Faobe Tamin'ny Andro Faha-2 [16] , Diarin'ny Fikomiana Faobe Tamin'ny Andro 1 [17], An-tsary: Fikomiana ny volana Aprily I [18].