Bangladesh: Ora lavabe tao Tokyo

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny Novambra 2006)

Na ny olona avy ao Azia Atsimo aza mandefa vola any an-tanindrazana, Drishtipat miresaka ny onjan'ny taona 80 raha nanosika ireo olona avy any Bangladesh ho any ivelany ny fampanantenana ara-bola. “Mitantara amintsika ny diany tany an'efi-tranon'i Shobuj sy Maroof izy ary nahita lehilahy 7 matory ao amin'ny efitra 2 kelikely. Tantarainy ny fomba fifohazan'i Shobuj vao mangiran-dratsy, mankany am-piasana ary tsy tafaverina an-trano raha tsy amin'ny sasak'alina. 16 ora isan'andro, 7 andro isan-kerinandro, isam-bolana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.