15 Oktobra 2018

Tantara tamin'ny 15 Oktobra 2018

Fampilaharana ireo Bilaogy Mpampifandray

  15 Oktobra 2018

Ao India atsimo aho amin'ity herinandro ity (ivelan'i Bangalore ihany), manatrika ny fihaonambe AsiaSource, fivorian'ireo ONG matihanina momba ny teknolojia avy ao Azia manodidina, izay mianatra ny fomba hanovana ny fikambanan'izy ireo ho sehatra loharanom-baovao misokatra.

Fandikan-teny, sy rohy (URL) vaovao

  15 Oktobra 2018

Azo jerena amin'ny tenim-pirenena maro ankehitriny ny teny ierana Global Voices - fanambarana ny fitsipika sy ny finoantsika fototra, niaraha-nanoratra tamin'ireo olona maro izay nanatevin-daharana antsika tamin'ny fihaonamben'ny Global Voices voalohany tamin'ny Desambra 2004.