- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Planeta Spanglish

Sokajy: Amerika Avaratra, Amerika Latina, Etazonia, Venezoela, Mediam-bahoaka

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2005)

Vao avy namoaka momba ny Planeta Spanglish [1], mpanangona bilaogy vaovao (ampiantranoin'i Victor Ruís [2]) ary natokana hananganana tetezana [fampifandraisana] eo amin'ireo bilaogera Espaniola sy miteny Anglisy amin'ny alalan'ny fanangonana ireo bilaogera miteny Espaniola izay mibilaogy amin'ny teny Anglisy ihany koa i Loïc Le Meur [3], mpandraharaha sady bilaogera mpampifandray amin'ny fiteny roa. Mandinika momba ny tetikasa  [4]i Julio Alonso ao amin'ny merondeondo.com.

Ö ry Loïc, ahoana ny amin'ny mpanangona bilaogera miteny Frantsay izay mibilaogy amin'ny teny Anglisy?