(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Janoary 2005)
Vao avy namoaka momba ny Planeta Spanglish, mpanangona bilaogy vaovao (ampiantranoin'i Victor Ruís) ary natokana hananganana tetezana [fampifandraisana] eo amin'ireo bilaogera Espaniola sy miteny Anglisy amin'ny alalan'ny fanangonana ireo bilaogera miteny Espaniola izay mibilaogy amin'ny teny Anglisy ihany koa i Loïc Le Meur, mpandraharaha sady bilaogera mpampifandray amin'ny fiteny roa. Mandinika momba ny tetikasa i Julio Alonso ao amin'ny merondeondo.com.
Ö ry Loïc, ahoana ny amin'ny mpanangona bilaogera miteny Frantsay izay mibilaogy amin'ny teny Anglisy?