- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Ny dihy Khmer

Sokajy: Amerika Avaratra, Etazonia, Kambodza, Mediam-bahoaka

(Marihina fa tamin'ny 20 Aogositra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
khmer dance [1]

Video [1] of a Cambodian dance troupe performing a blessing dance at the opening of the Lowell Water Festival, one of the largest Southeast Asian festivals in the US, organized jointly by the local Cambodian, Lao, Vietnamese and Thai communities.

Lahatsary iray mampiseho ny vondrona mpandihy Kambodziana manao ny dihy tsodrano tamin'ny fanokafana ny Fetiben'ny Rano tao Lowell, iray amin'ireo fety lehibe indrindra avy any Azia Atsimo-Atsinanana natao tany Etazonia, ary nokarakarain'ny vondrom-piarahamonina Kambodziana, Lao, Vietnamiana ary Thailandey niaraka.

PlayPlay [1]