(Marihina fa tamin'ny 3 Desambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
“La Voz de la Experiencia” avy amin'i Rufino
Raha niroso tamin'ny fifidianana i Venezoela tao anatin'ny fifandonana sy ny krizin'ny fifidianana, farafaharatsiny mba nisy ihany ireo mponina vitsivitsy tao Caracas no afaka nanokana fotoana mba hitafatafana tamin'ny namana.