- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Kôngô (RC): Mitondra ny Tsimokaretina VIH ary Navela ho Irery

Sokajy: Repoblikan'i Kongo, Fahasalamàna, Mediam-bahoaka

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Jona 2007)

Mamoaka lahatsoratra momba ireo vehivavy mitondra ny tsimokaretina VIH izay nilaozan'ny vadiny [1] na ny fianakaviany ary tsy maintsy mitaiza irery ireo zanany ny tambajotra Sida-Afrika.