- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Sary avy any amin'ny Repoblika Dominikana: Mijery ny hoavy

Sokajy: Amerika Latina, Repoblika Dominikana, Mediam-bahoaka

(Marihina fa tamin'ny 3 Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

dominican kid

Fachtopia, izay miara-miasa amin'ny Linux [1] any Santo Domingo, Repoblika Dominikana dia nandefa ity sary ity niaraka tamin'ny lohateny hoe “Mijery ny hoavy [2] ” ao anatin'ilay kitapo, “Lalan'ny Ankizy.”