04 Oktobra 2018

Tantara tamin'ny 04 Oktobra 2018

Mety hanavotra ny tokatandroka tavaratra fotsy ve ny fanomezan-taranaka in-vitro?

Noho ny fahafatesan'i Sudan, roa monja sisa no rhino fotsy tavaratra sisa tavela eto amin'izao tontolo izao - izay samy vavy ary ampahany amin'ny ràn'i Sudan - zanany vavy Najin sy zafikeliny Fatu. Manantena ny fitohizan-taranak'ireo biby ireo ny mpahay siansa ankehitriny amin'ny alalan'ny dingana fanomezan-taranaka in-vitro izay mampiadihevitra be.

04 Oktobra 2018

Angola: Efa akaiky ny fifidianana andrasana mafy

Iiray volana latsaka sisa i Angola dia hiaina ny iray amin'ireo fizarana andrasana mafy eo amin'ny tantarany. Enina ambin'ny folo taona taorian'ny fifidianana farany, hanana fahafahana indray hampiasa ny zon'izy ireo hifidy amin'ny fifidianana solombavam-bahoaka ho avy ny Angolaniana, izay hatao ny 5 ka hatramin'ny 6 septambra.

04 Oktobra 2018