- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mamakivaky ny afovoan-tsenan'i Kumasi

Sokajy: Ghana, Mediam-bahoaka

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Video montage [1] of a walk through one of the largest open-air markets in Africa. Shot and edited on July 23, 2005. Music by Ghanaian drummer Obo Addy, from his album Afieye Okropong, used with permission from Alula Records [2].

Mamakivaky ny afovoan-tsenan'i Kumasi [1]

Lahatsary iray notontosaina [1] mampiseho ny famakivakiana ny iray amin'ireo tsena lehibe indrindra an-kalamanjana ao Afrika. Nalaina ary novolavolaina tamin'ny 23 Jolay 2005. Avy amin'ny mpitendry aponga Ghanaina Obo Addy ny mozika, nalaina tao amin'ilay rakikirany  Afieye Okropong  ary nahazoana alalana avy amin'i Alula Records [2].

PlayPlay [1]