Tantara tamin'ny 25 Septambra 2018
Ao Syria, mampiasa ny zavakanto ho toy ny fitaovam-piadiana ny mpanohana ny fitondrana
"Hatramin'ny andro niandohan'ny revolisiona, nanindrahindra sy nanandratra ny fanjakana miaramila ny fitondrana Syriana. "
Ambara fa miditra dingana faharoa ny Technology for Transparency Network, (Tambajotran'ny Teknolojia ho an'ny mangarahara)

Miditra amin'ny dingana faharoa amin'ity volana ity noho ny fanohanana tsy tapaka avy amin'ny Transparency and Accountability Initiative ny Technology for Transparency Network, tetikasa Rising Voices mandrakitra sy mametraka an-tsarintany ireo tetikasa manerana izao tontolo izao izay mampiasa teknolojia an-tserasera mba hampiroboroboana ny mangarahara sy ny tamberina andraikitra.
Momba ny Fanoratana Bilaogy Any Amin'ny Faritra Misy Fifandirana
''Nandritra ireo roapolo taona lasa, olona mihoatra ny iray tapitrisa ao avaratra no miaina ao anatin'ny toby natokana ho an'ny Olona Nafindra Monina ao antin'ny taniny ihany (IDP), matahotra ny fanafihana mety hataon'ny Lord's Resistance Army (LRA) (LRA) sy ny herisetra asehon'ny fanjakana isanandro. ''
Fisorohana ady Afrikana iray hafa – Fandinihana blaogy mikasika ilay fifandirana Etiopiana-Eritireàna
''...Toa mbola fiahiahiana no fijery amin'ny ankapobeny manjaka ao amin'ny tontolon'ny blaogy mikasika ny antony mety hiadian'i Etiopia amin'i Eritrea. ''