Voces Bolivianas: Sehatra Ushahidi hitaterana momba ny fifidianana

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Aprily 2010)

Nandritra ny fifidianana ankapobeny Boliviana tamin'ny 6 Desambra 2009, nampiasa ny fitaovana Web 2.0 tahaka ny bilaogy, Flickr, Youtube, Twitter sy Facebook ireo mpiserasera Boliviana maro mba hizara ny vinavinan'izy ireo momba ny fifidianana. Nanatevin-daharana ireo mpiserasera Boliviana hafa tamin'ny  fitantaran'ny mediam-bahoaka ny Elecciones Bolivia 2.0 ireo mpikambana ao amin'ny Voces Bolivianas (Feo Boliviana) nahazo vatsy tamin'ny Rising Voices avy ao El Alto, Bolivia, ary nitatitra momba izany izahay.

eleccionesbolivia

Androany (4 Aprily), handatsa-bato indray ny Boliviana mba hifidy governora sy ben'ny tanàna ao amin'ny departemanta sy kaominina isan-karazany. Tamin'ity indray mitoraka ity, somary lasa lavitra ny Elecciones Bolivia 2.0 ary nampiasa ny sehatra USAHIDI, rafitra mifototra amin'ny rindrambaiko maimaimpoana ho an'ny olona mba hitatitra amin'ny fampiasana fitaovana maro toy ny sms, mailaka, twitter, tranonkala sns. Ny tanjona dia ny  hanasa ireo olo-tsotra mpanao gazety mba hitatitra momba ny fampielezan-kevitra, ny zava-mitranga amin'ny andron'ny fifidianana, tantara manokana mikasika ny fifidianana, ny tsy fifanarahan-dalàna mandritra ny fizotry ny fifidianana, ny vokatry ny fifidianana sns. Mitady bilaogera mahazo alalana ihany koa ny tetikasa:

By writing posts for at least 3 paragraphs, with photos and / or videos, you can be an accredited blogger.

When you're on the list of accredited and write a blog post about the elections, the label must include eligeBO. And the system will “pull” the post and publish it on the site.

Amin'ny alalan'ny fanoratana lahatsoratra misy fizarana 3 farafaharatsiny, ahitana sary sy/na lahatsary dia mety ho bilaogera mahazo alalana ianao.

Rehefa tafiditra ao anatin'ny lisitry ny mahazo alalana [azo ekena] ianao ary mamoaka lahatsoratra bilaogy momba ny fifidianana, dia tokony hampiditra marika eligeBO. Ary ” hampiditra” ny lahatsoratra sy hamoaka izany ao amin'ny tranonkala ny rafitra.

Hugo Miranda manazava ny fomba fandefasana tatitra ao amin'ny Elecciones Bolivia 2.0:

Go to the http://elecciones2.0bolivia.com/ site and click on this icon:

This will take you to the 3rd step. In this url http://elecciones2.0bolivia.com/ushahidi/reports/submit you will see a form. It is now a matter of filling it with the most pertinent information possible, you can also can upload photos.

And presto: D

There are also options:

cellular For SMS:Send a message to the number 73289385
mail By e-mail: Send an email to contacto@elecciones2.0bolivia.com
twitter By twitter:Write a message with the hashtag #eligeBO and indicate from where you are, for example, Santa Cruz #SC La Paz #LP.
facebook On Facebook: Join the Facebook page, and write a message.
Election 2.0 On the web site: Click on “Post your message”, fill out the form and send it. Remember to mention the city where you are.

Mandehana ao amin'ny tranonkala http://elecciones2.0bolivia.com/ ary tsindrio ity marika ity:

Hisy dingana 3 izany. Ao amin'ity url http://elecciones2.0bolivia.com/ushahidi/reports/submit ity, dia hahita zavatra hofenoina ianao. Resaka famenoana azy miaraka amin'ny vaovao faran'izay azo antoka sisa, afaka mampiditra sary ihany koa ianao.

This will take you to the 3rd step. In this url http://elecciones2.0bolivia.com/ushahidi/reports/submit you will see a form. It is now a matter of filling it with the most pertinent information possible, you can also can upload photos.

Ary presto: D

Misy ihany koa safidy hafa:

cellular Ho an'ny SMS: Mandefasa hafatra any amin'ny laharana 73289385
mail Amin'ny mailaka: Mandefasa mailaka any amin'ny contacto@elecciones2.0bolivia.com
twitter Amin'ny twitter: Manorata hafatra miaraka amin'ny tenirohy #eligeBO ary lazao izay misy anao, ohatra, Santa Cruz #SC La Paz #LP.
facebook Ao amin'ny Facebook: Midira mpikambana ao amin'ny pejy Facebook, ary manorata hafatra.
Election 2.0 Ao amin'ny tranonkala: Tsindrio ny “Alefaso ny hafatrao”, fenoy ny taratasy ary alefaso. Aza adino ny mametraka ny tanàna niavianao.

Sary nampidirina tao amin'ny Twitpic mipoitra ao amin'ny tranonkala Elecciones Bolivia 2.0.

Twitpic from Andreags: In these elections they do not use indelible ink. Strange that no scandal emerged # eligeBo # Santa Cruz

Twitpic avy amin'i Andreags: Tsy nampiasa ranomainty tsy mety fafàna izy ireo tamin'zany fifidianana izany. Mahagaga fa tsy nisy ny tantara ratsy niseho eligeBo # # Santa Cruz  

Mario Duran manavao ny vaovao momba ny fifidianana ao amin'ny bilaoginy.

Twitpic from Hugo Miranda: Another voting booth at Colegiio San Martin #LP #eligeBO

Twitpic avy amin'i Hugo Miranda: Biraom-pifidianana hafa ao Colegiio San Martin #LP #eligeBO 

Edgar mampahafantatra tetikasa hafa momba ny asa fanaovan-gazetin'olon-tsotra mba hitaterana momba ny fifidianana.

Ireto misy hafatra Twitter sasany avy amin'ireo mpikambana ao amin'ny Voces Bolivianas:

Boliviaindigena: Although there are lists pasted on the wall of the polling centers in addition to sketches, some people can not find their names. # eligeBO

Boliviaindigena: One positive side of Elections in Bolivia April 4. No vehicles. Silence and peace. That is Good for Our Health.

Jessicaolivares: I am going to school Mary Vaca Diez to cast my vote and will continue with the voting day # eligeBO # SC

Boliviaindigena: Na dia misy aza ireo lisitra napetaka tamin'ny rindrin'ny biraom-pifidianana ankoatra ireo sketches, tsy mahita ny anaran'izy ireo ny olona sasany. # eligeBO

Boliviaindigena: Zavatra tsara iray tamin'ny Fifidianana tao Bolivia 4 Aprily. Tsy misy fiara. Fahanginana sy fandriampahalemana. Tsara ho an'ny Fahasalamantsika izany.

Jessicaolivares: Handeha ho any amin'ny sekoly Mary Vaca Diez aho ary handatsa-bato sy hanohy amin'ny androm-pifidianana aho # eligeBO # SC

Tsidiho azafady ny tranonkala Elecciones Bolivia 2.0 raha hijery vaovao farany.

Fanamarihana: Ny fandikan-teny rehetra dia natao tamin'ny milina fandikan-teny

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.