- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana Aogositra 2018

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua Project

Miarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana Aogositra 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 595 isika, nahasarika mpitsidika 263.920 ary jeripejy miisa 324.972. Nahatratra 263.445 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 259.564 tao amin'ny Twitter.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala rehetra tamin'ny volana lasa [2].

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 200
Espaniola 84
Rosiana 64
Grika 50
Frantsay 46

Tsidi-pejy

Espaniola 91.863
Frantsay 37.168
Portiogey 37.031
Japoney  31.638
Shinoa Nentim-paharazana 17.434

Facebook

Arabo ar 128.479
Shinoa 42.261
Espaniola es 19.673
Frantsay fr 17.444
Amharika am 8.891

Twitter

Shinoa 177.708
Arabo ar 42.832
Bangla bn 7.809
Espaniola es 7.524
Frantsay fr 5.524

Misaotra anareo ry Lingua! Ianareo no tsara indrindra ?

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, [10] Facebook [11], and Google+ [12]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [13]. Mandika teny amin'ny teny ampolony [14] maro izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua [15]!