Ady amin'ny tsi-fisaziana, nanapa-kevitra hanohana ny fiverenan'ilay mpikamban'ny vaomiera miady amin'ny kolikoly ny fitsarana ambony ao Goatemala

Tokony hitodika any Goatemala ny mason’izao tontolo izao satria mandalo fotoana manan-danja amin’ny tantarany ny firenena; ary mety hisy lanjany amin’ny tantaran’ny ila-bolan-tany manontolo mandalo dingana mitovy amin’izany ny vokany.