- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Bahamas: Eritreritra momba ny fifidianana

Sokajy: Karaiba, Bahamas, Fifidianana, Fitantanam-pitondrana, Hevitra, Mediam-bahoaka, Politika

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny Aprily 2007)

Tamin'ny andro mialoha ny fifidianana Bahamiana, nizara ny eritreriny momba ny politika sy ny fitantanana i Nicolette Bethel [1]: “Na iza na iza eritreretintsika hotohanana, na izay antoko hofidiantsika amin'ny 2 May, tokony ho menatra isika amin'ny famelana ireo lazaina fa mpitarika miditra amin'ny fanaratsiana miely patrana momba antsika… “