Mifandresy Lahatra Miaraka Amin'ny “Hanana” Ny Filankevitry ny Tafika Maoritaniana

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Aogositra 2005)

Manao tatitra ny *Al Akhbar (Vaovao – raha teny Arabo) tamin'ny 7:13 hariva fa ny Filankevitry ny Tafika ho amin'ny Rariny sy ny Demokrasia dia nifandresy lahatra tamin'ny Saleh Weld Hanana, ilay filohan'ny Reform Knights – izay nitarika ny fanonganam-panjakana voalohany tamin'ny Jona 2003. Nogadraina mandrapahafaty i Hanana nanomboka teo.

Ny tanjon'ireo fifandresen-dahatra ireo, araka ny voafaritra, dia ny hampiraisana sy hampitambarana ny hery ho eo ambany fitantanana iray ihany, ary ny fomba hiatrehana ireo mpikambana ao amin'ny Reform Knights izay monina any ivelany.


المجلس العسكري للعدالة والديمقراطية يفاوض صالح ولد حننا

أكدت مصادر مؤكدة لوكالة أنباء الأخبار المستقلة أن أعضاء من المجلس الوطني للعدالة والديمقراطية (الذي يحكم موريتانيا منذ اليوم) قد دخلوا في مفاوضات مع القائد السابق لتنظيم فرسان التغيير الضابط صالح ولد حننا.

وحسب المعلومات فإن المفاوضات لاتزال جارية هذه اللحظات مع زعيم فرسان التغيير الذي يقضي عقوبة السجن المؤبد في السجن المركزي بنواكشوط إثر قيامه بمحاولة إنقلابية فاشلة في 8 و9 من يونيو 2003 على نظام العقيد ولد الطايع. وحسب نفس المصادر فإن هذا سيحدث توازنا كبيرا في الحكم

وتشير المصادر أيضا إلى أن المفاوضات قطعت أشواطا مهمة وتتركز حاليا على طريقة دمج أعضاء تنظيم فرسان التغيير العسكري المعارض والتعاطي مع الموجودين منهم بالخارج.
ويبدو من خلال هذه المفاوضات أن الانقلابيين يسعون لجمع كل الأطياف ذات التأثير الخطير على الساحة الوطنية ومحاولة منهم لكسب أكبر تأييد شعبي خصوصا في هذه الظرفية الحرجة.

جدير بالذكر هنا أن الضابط السابق صالح ولد حننا كان أول ضابط في الجيش الموريتاني يقود محاولة انقلابية على العقيد ولد الطايع وهي المحاولة التي ذكر أن من أسبابها فساد نظام الرئيس ولد الطايع وعلاقته مع إسرائيل.

Manamarika ihany koa ny lahatsoratra etsy ambony fa ilay fikasàna hanao fanonganam-panjakana tsy tanteraka nataon'i Hanana dia teraka noho ny kolikolin'ny rafitra Weld Al tayea sy ireo fifandraisany amin'i Isiraely.

Ny fanontaniana dia hoe, Ahoana ny hoavin'io fifandraisana io ankehitriny?

Mihambo ho Masoivohom-baovao Voalohany Tsy miankina ao Maoritania ny Al Akhbar.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.