Tantara tamin'ny 11 Septambra 2018
Neigbourhood Diaries: Fitomboan'isan'ireo olon-tsotra mpitati-baovao avy eny ifotony
Nanampy azy ireo ny vatsy kely avy amin'ny Rising Voices mba hanangana ny “Neighborhood Diaries”, mampiofana ireo tanora sahirana mipetraka any ambanivohitr'i Kolkata mba ho lasa olo-tsotra mpampita vaovao.
Manao Blaogy Mikasika Ny Herisetra Tao Etiopia i Andrew Heavens
Herinandro vitsivitsy lasa izay, sahala amin'ny toa fandresena goavana ho an'ireo mpomba ny fisokafana sy ny fanapariahana ny demokrasia ireo fifidianana tao Etiopia. Tamin'ny alàlan'ny fitaterana ny toa fitomboan'ny seza azon'ny mpanohitra, toerana 12 hatramin'ny 174, ao amin'ny parlemanta izay ahitana toerana 547
Fitempotempon'ny Tontolombolongana Saodiàna
Ka, inona ny zavatra tena mahaliana izay noresahin'ireo blaogera saodiàna nandritra ny fito andro? Ndeha ho ao anaty tontolombolongana saodiana isika no hanao ny fitsidihana isan-kerinandro fanaontsika mba ahitana azy
Nauta Hogar: Fitaovana Iray Ho An'ireo Kiobàna Mpandraharaha
Ny Programa amin'ny Aterineto Nauta Hogar dia dingana iray mandeha mankany aloha, saingy tsy mbola vahaolana io ho an'ireo orinasa Kiobanà miasa amin'ny sehatry ny teknolojia.
Alzeria: Fitarainana Napetraka Mahakasika Bilaogera Iray
“Tsy atahorako ny mandeha miatrika tribonaly satria aho resy lahatra fa toerana iray tsy maintsy aleha hiarovana ny zontsika ny hazomeloka. Ny mety ho ratsy dia ny mety ho fieritreretana fa hoe tsy azo kianina isika...."