- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Vaovao farany Lingua volana Jolay 2018

Sokajy: Mediam-bahoaka, Blaogim-Piarahamonina GV, lingua

The Lingua ProjectMiarahaba ny rehetra! Atolotro anareo ny mikasika ny Lingua [1] volana Jolay 2018.

Tamin'ny fitambaran'io volana io, namoaka lahatsoratra 645 isika, nahasarika mpitsidika 286.368 ary jeripejy miisa 349.186. Nahatratra 263.988 ny mpankafy ny pejy Facebook iombonana Lingua, ary mpanjohy 259.382 tao amin'ny Twitter.

Here is a rundown of how all sites [2] did last month.

Ity ny topi-maso mikasika ny fandehan'ny tranonkala [2] rehetra tamin'ny volana lasa.

Songadina

Ireo nitarika tamin'iny volana iny:

Lahatsoratra

Malagasy 248
Espaniola 81
Italiana 58
Rosiana 51
Frantsay 44

Tsidi-pejy

Espaniola 100.164
Frantsay 37.850
Portiogey 35.893
Japoney 33.767
Arabo 22.431

Facebook

Arabo ar 128.972
Shinoa 42.239
Espaniola es 19.678
Frantsay fr 17.464
Amharic am 8.901

Twitter

Shinoa 177.340
Arabo ar 42.872
Bangla bn 7.741
Espaniola es 7.531
Frantsay fr 5.522

Misaotra anareo ry Lingua! Misaotra anareo fa zava-dehibe ho an'ny GV inareo! Ianareo no tsara indrindra ?

Aza adinoina ny manaraka ny Lingua ao amin'ny Twitter, [5] Facebook [6], and Google+ [7]! Zarao amin'ny namanao sy ny tambajotra azafady ny taratasy fangatahana hanatevin-daharana ny Lingua [8]. Mandika teny amin'ny teny ampolony maro [9] izahay! Farany, misorata anarana ao amin'ny vaovaonay mikasika ny Lingua [10]!