Tantara tamin'ny 22 Aogositra 2018
Matahotra ho voasazy dia mangina ireo mpianatra mpanao fihetsiketsehana ao Bangladesh

Nanao hetsi-panoherana mitaky làlana azo antoka sy fampiharana ny lalànan'ny fifamoivoizana any amin'ny firenena ireo mpianatra Bangla taorian'ny mpianatra roa maty voadoanan'ny fiara fitateram-bahoaka monisipaly.
Abidjan Blog Camps: Navotsotra i Théophile Kouamouo

Feno hatezerana sy ahiahy ny tontolon'ny bilaogy Afrikana rehefa nosamborina niaraka tamin'ireo mpiara-miasa aminy ao amin'ny gazety Ivoriana mpivoaka isan'andro Le Nouveau Courrier i Théophile Kouamouo. Nampiasa bilaogin-dahatsoratra sy vondrona Facebook hanavaozam-baovao farany sy hanaparitahana ny vaovao ho an'izao tontolo izao ireo bilaogera Ivoriana toa an'i Manasse Dehe.
Álvaro Ramírez tao amin'ny Ars Electronica 2009

Álvaro Ramirez, Gabriel Jaime Vanegas, ary Diego Gomez. no nisolo tena ny HiperBarrio tao amin'ny Ars Electronica. Nanombohan'i Álvaro azy ny fampahafantarana ny tantara sy ny fivoaran'ny HiperBarrio...