Nanomana diabe hamerenan'ny fitondrana ny harem-pirenena ny Yemenita
(Marihina fa tamin'ny 8 Septambra 2012 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Anisan'ny fitantaranay manokana ny Hetsi-panoherana Yemen 12/2011 ity lahatsoratra ity.
Fantatra fa firenena Arabo mahantra indrindra i Yemen. Tsy dia maro no mahafantatra fa manana harena voajanahary sy seranan-tsambo stratejika sy lehibe izy, izay loharanom-bola ho an'ny firenena ary ratsy tantana tamin'ny fitondrana mpanao kolikoly teo aloha tamin'ny fitondran'i Ali Abdullah Saleh, izay nahazoany sy ny miaraka aminy tombontsoa manokana .
Nandritra ny roa volana, nikarakara diabe mitaky ny hamaranana ny fifanarahana tsy ara-drariny rehetra nandritra ny fitondran'i Saleh ireo tanora revolisionera sy mpikatroka. Diabe mitaky ny fanafoanana ny fifanarahana ara-barotra tamin'i Korea Atsimo mikasika ny etona miranoka teo ambanin'ny teny filamatra hoe ” mitaky ny hareny ny vahoaka” ary notarihan'ny Yemeni Revolution Electronic Coordination (Fandrindrana ny Revolisiona ElektronikaYemenita).
Andro vitsy taorian'ny nanambaran'ny tompon'andraikitra ambony ao amin'ny Minisiteran'ny Fitaterana Yemenita fa hanomboka hifampiraharaha amin'ny mpandraharahan'ny seranan-tsambo DP World izay an'ny fitondrana ao Dubai ny minisitera amin'ny fanafoanana ny fifanarahana amin'ny fitantanana ny seranan-tsambo Aden dia nikarakara diabe ny Yemeni Revolution Electronic Coordination nandritra ny herinandro vitsivitsy nitaky ny hamaranana izany.
Natao teo anoloan'ny Minisiteran'ny Solika tao Sanaa renivohitra ny 3 septambra 2012 ny diabe, nitaky ny hamaranana ny fifanarahana ara-barotra tsy ara-drariny momba ny etona miranoka nandritra ny 20 taona teo amin'i Yemen sy Korea Atsimo izay hamarotana ny etona Yemenita amin'ny vidiny 3.20 $ Amerikana, ary ambany dia ambany raha mitaha amin'ny vidiny eran-tany.
Nijaly noho ny krizy ara-tsakafo ny Yemenita noho ny fiakaran'ny vidin-javatra, ny fahatapahan'ny herinaratra sy ny rano, ary ny tsy fahampian'ny solika sy ny etona fahandro. Ao anatin'izany fahasarotan'ny fiainana izany, amidy ao Yemen amin'ny vidiny lafo 1 500 riyals Yemenita ny tavoahangin'ny etona fahandro iray raha hamidy 400 riyals Yemenita fotsiny izany any Korea Atsimo araka ny fifanarahana.

Sarin'ny diabe natao teo anoloan'ny Minisiteran'ny Akoranafo tao Sanaa nalain'i Ridan Bahran. Ny sora-baventy amin'ny teny Arabo dia mivaky hoe: ‘Ny etonay: amidy any Korea amin'ny 400 riyals ny tavoahangy iray ary 1500 riyals eto Yemen’.
Nitatitra ny diabe niaraka tamin'ny lahatsary iray izay navoakany tao amin'ny YouTube TheRYemen ilay mpikatroka Yemenita sady mpakasarin'ny revolisiona Ridan Bahran:
Lahatsary iray hafa navoakan'i samialyemen izay manasongadina ny fanambaràna novakian'ny mpikatroka iray mitaky ny governemanta hamarana ny fifanarahana tsy ara-drariny rehetra nankatoavin'ny governemanta mpanao kolikoly teo aloha ary mitaky [hamerenana] ny haren'i Yemen nangalarina :
Navoaka tao amin'ny pejin'ny Facebook-n'ny Yemeni Revolution Electronic Coordination ny sary iray tamin'ny diabe natao tao Ibb tamin'io andro io ihany, miantso ny hanafoanana ny fifanarahana ara-barotra momba ny etona .

Diabe tao Ibb, sary natolotr'i Essam Alkamaly. Ny sora-baventy amin'ny teny Arabo dia mivaky hoe: Mandà ny fifanarahana momba ny etona izahay izay niteraka fatiantoka lehibe ho an'i Yemen
Nokarakaraina tao Ibb ny 6 Septambra ny diabe iray hafa, ary namoaka ity lahatsary ity tao amin'ny YouTube mampiseho ny fihetsiketsehana i Essam Alkamaly:
Azonao jerena ato ny saripika misimisy kokoa tamin'ny diabe. Nisy diabe tahaka izany ihany koa natao tao Taiz, ary azonao jerena ato ny sary .
Anisan'ny fitantaranay manokana ny Hetsi-panoherana Yemen 12/2011 ity lahatsoratra ity.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...