EWAMT: Manao fihetsiketsehana ny vehivavy
Dikandahatsoratra
(Marihina fa tamin'ny 26 Martsa 2011 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Tonga hatrany Yemen ihany koa ny onjan'ny fitroarana tany Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra. Tamin'ny volana Janoary 2011, Yemenita an'arivony no nanomboka nanao fihetsiketsehana tao an-drenivohitra Sanaa sy tany an-kafa nitaky ny fialàn'ny filoha Ali Abdulla Saleh, izay teo amin'ny fitondrana nandritra ny 30 taona mahery. Nahafatesana sy nahartrana olona marobe (vakio amin'ny antsipiriany ny fitantarana manokana avy amin'ny Global Voices) ny famoretana nataon'ny miaramila tamin'ireo mpanao fihetsiketsehana tany amin'ny tanàndehibe maro . Ny tena nahavariana dia nihamaro ireo vehivavy mpanao fihetsiketsehana no nanatevin-daharana ny hetsi-panoherana.

Vehivavy nanao fihetsiketsehana manohitra ny governemanta tao amin'ny Oniversiten'i Sana'a. Sarin'i Giulio Petrocco. Fizakàmanana Demotix.
Manana ity fanavaozam-baovao ity i Ghaida'a al Absi avy ao amin'ny tetikasa tohanan'ny Rising Voices ‘Fanohanana ireo Vehivavy Mpikatroka amin'ny Teknikan'ny Media’ (EWAMT) avy any Yemen :
There is thousands of Yemeni demonstrating in Yemen everyday. There has been more than a month of protests against President Ali Abdullah Saleh, who has been in the power for 33 years. Thousand of people in Taiz,Ibb,Sana’a Aden…etc are demanding the departure of the president. From Time to Time, the president supporters, and thugs shot fire on the protestors, and causing death.
Yemenita an'arivony no manao fihetsiketsehana isan'andro ao Yemen. Efa iray volana mahery ny fihetsiketsehana manohitra ny Filoha Ali Abdullah Saleh, izay teo amin'ny fitondrana nandritra ny 33 taona. Olona an'arivony ao Taiz, Ibb, Sana'a Aden … sns no mitaky ny fialan'ny filoha. Matetika ny mpanohana ny filoha sy ny jiolahimboto no mitifitra ireo mpanao fihetsiketsehana, ary nahatonga fahafatesana.
The beauty of what is going on in Yemen is that the first time to see such an organize demonstration in Yemen. For instance, it is not allowed for the protestors to carry a weapon especially that most of the Yemenis are armed. They have medical camp, Media camp, and camp for discussions. In addition, They have put the strongest men and tribes on the first line of demonstrations next line is for the other youth, and women.
Ny nahafinaritra tamin'ity zava-mitranga tao Yemen ity dia ny fotoana nahitana voalohany ny fihetsiketsehana nokarakaraina tahaka izao. Ohatra, tsy azo atao ny mitondra fitaovam-piadiana ho an'ireo mpanao fihetsiketsehana, indrindra fa mitam-piadiana ny ankamaroan'ny Yemenita. Manana tobim-pitsaboana, tobim-pampitam-baovao, ary toby ho an'ny fifanakalozan-kevitra izy ireo. Ankoatra izay, ny lehilahy matanjaka indrindra sy ny foko no napetrak'izy ireo teny amin'ny lohalaharana amin'ny fihetsiketsehana, ary ny tanora hafa sy ny vehivavy no manaraka.
Nanome lahatsary momba ny vonoan'olona Zoma izy ireo izay nahitana mpanao fihetsiketsehana miisa 52 namoy ny ainy ary maherin'ny 200 no naratra.
Nizara ny zavatra niainany nandritra ny fitroarana ny mpikambana ao amin'ny tetikasa EWAMT. Nanoratra i Kholoud ao amin'ny tetikasa Ambitious hoe :
The winds of revolution and change are moving from country to country and this time from Tunisia it went to Egypt and now is on its way to Libya, Bahrain and our Yemen close to the breathing winds of revolution to be saturated by the lungs of looking forward to freedom, pride and revolt against the corruption. All those who want to say Enough .. we are fed up with bright and false promises .. We want a radical change among all the leaders that became synonymous with corruption, injustice and arrogance on the citizen .. People are fed up with vampires and their race and their efforts to fill their needs and personal assets … (machine translation)
Mifindra any amin'ny firenena iray mankany amin'ny firenena iray ny rivotry ny revolisiona sy ny fanovana ary tamin'ity fotoana ity izy dia avy any Tonizia nankany Egypta ary ankehitriny dia mankany Libya, Bahrain sy eto Yemen izay efa akaikin'ny rivotry ny revolisiona mitsoka mba hameno ny havokavoka miandrandra ny fahafahana, ny rehareha ary ny fitroarana manohitra ny kolikoly. Ireo rehetra izay te-hiteny hoe Ampy Izay.. leon'ny fampanantenana mamirapiratra sy poak'aty izahay … Mila ny fiovàna goavana eo amin'ireo mpitondra rehetra izay lasa midika hoe kolikoly, tsy rariny ary fireharehana amin'ny olom-pirenena izahay. Leon'ny mpitsetsitra rà ny vahoaka ary ny rotoroto sy ny ezak'izy ireo mba hamenoana ny filany sy ny fananany manokana …
Indro ny lahatsary iray mampiseho ny famoretana nataon'ny mpitandro filaminana tamin'ireo mpanao fihetsiketsehana:
http://www.youtube.com/watch?v=bZrGRJOXQCI
Nanoratra i Ebtisam Al-Mohmmdy ao amin'ny Yemeni Notes hoe :
Soon in Yemen, noted that the protesters wanting freedom are women campaigners in the face of dictatorship, oppression and tyranny …[..] these women did not retreat even one step back, despite threats of attacks[..] I could not go out during the last period to participate in demonstrations demanding to bring down the system and bring about a change in the government system in the country but from Almukd heard that opportunity is coming, God willing. [..] Victory for the People of Yemen ……. victory for women struggling. (machine translation)
Fotoana fohy tao Yemen, voamarika fa ireo mpanao hetsi-panoherana mitady ny fahafahana dia vehivavy mafana fo manoloana ny didy jadona, ny famoretana ary ny fanaparam-pahefana… [..] tsy mihemotra ireo vehivavy ireo na dia dingana iray monja aza, na dia eo aza ny fandrahonana sy ny fanafihana [..] tsy afaka nivoaka nandray anjara aho tamin'ny fihetsiketsehana farany nitaky ny fandrodanana ny rafitra sy hitondrana ny fanovàna eo amin'ny rafitry ny governemanta ao amin'ny firenena saingy reko avy amin'i Almukd fa tonga ny fahafahana manao izany raha sitrapon'Andriamanitra. [..] Fandresena ho an'ny Vahoaka ao Yemen ……. fandresena ho an'ny vehivavy mpitolona.
Marihina eto fa nahazo fandrahonana noho ny andraikiny tao amin'ny hetsi-panoherana ny bilaogera sy ny mpanao gazety Yemenita.
Naneho hevitra tao anaty tononkalo i Nabiha Kadiri raha niresaka momba ny fitroarana.
Nahatsikaritra ny fitombon'ny bilaogera Yemenita, indrindra fa ny vehivavy, izay manandratra ny feony sy maneho ny fomba fijeriny mampiady hevitra izay tsy azo lazaina any an-kafa ny tatitra iray tao amin'ny Yemen Observer.
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...