Maraoka: Voaroba ny fiainan'i Fouad Mourtada
(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny marsa 2008)
Azo antoka fa mety tsy tsikaritr'i Fouad Mourtada fa ho lasa anarana malaza izy. Nosamborina tamin'ny 5 Febroary izy ary voaheloka ny 22 febroary higadra telo taona an-tranomaizina (sady mandoa onitra 1000 dolara) noho ny famoronana horirantava Facebook maka tahaka ny Printsy Moulay Rachid. Nanjary malaza ankehitriny i Mourtada, saingy mampalahelo fa novidiana lafobe izany mahazo azy izany.
Naneho fahatezerana avy hatrany ireo bilaogera ao Maraoka noho ny fisamborana an'i Mourtada sy ny saziny ary manohy manao izany. Indreto misy ohatra sasantsasany momba izay nolazain'ny bilaogy:
A Moroccan About the World Around Him, vaovao amin'ny bilaogy maraokana, manana toro-hevitra ho an'ireo mpampanoa lalàna an'i Mourtada:
Here is a book I would like to recommend to the prosecutor who indicted Fouad Mourtada on charges of identity theft because he created a fake Facebook profile of HRH Prince Moulay Rachid and the Kafkaesque judge who sentenced him to three years of prison. It is Charles Baxter’s latest and by far his best novel since he started publishing in 1987. The title is “THE SOUL THIEF.” The story tackles the issue of identity and its ownership as the life of a tepid protagonist, graduate student Nathaniel Mason, collides with fellow student Jerome Coolberg’s. The latter is described as a psychopathic attention-seeking and disconcerting individual who becomes obsessed by the persona of Nathaniel. He insidiously, yet cunningly, starts incorporating details of Nathaniel’s life into his own life history; with the complicity of a friend named Theresa, he even hired a thief to break into his room and steal his clothes; he would later put them on and strut in front of Nathaniel mimicking his mannerisms not in a comedic way, but rather seriously. Nathaniel finally succumbs to a breakdown. It takes him thirty years to recover his soul which he feels it was “mortgaged.”
Ity misy boky iray tiako mba hovakian'ny mpampanoa lalàna izay nanameloka an'i Fouad Mourtada tamin'ny fiampangana fa mpangalatra anaran'olona noho izy namorona “profil Facebook” sandoka tamin'ny anarana HRH Prince Moulay Rachid sy mba hovakian'ny mpitsara Kafkaesque izay nanameloka azy telo taona am-ponja. Boky farany navoakan'i Charles Baxter izany ary anisan'ny tantara tsara indrindra hatramin'ny nanombohany namoaka boky tamin'ny taona 1987. Ny lohateny dia “THE SOUL THIEF” (MPANGALATRA FANAHY). Ny tantara dia miresaka olana momba ny maha-izy azy sy ny tompony, mpianatra nahazo diplaoma, Nathaniel Mason, mifandona amin'i Jerome Coolberg's, mpianatra namany ihany. Ity farany dia sokajiana fa marary saina mitady fiheverana sy olona mikorontan-tsaina izay lasa adala momba ny maha-izy an'i Nathaniel. Tamin'ny fomba mamitaka, saingy mangingina, nanomboka niditra tamin'ny antsipirihany momba ny fiainan'i Nathaniel ho an'ny fiainany manokana izy; miaraka amin'ny tsikombakomban'ny namana iray antsoina hoe Theresa, nanakarama mpangalatra mihitsy aza izy mba hiditra an-keriny tao amin'ny efitranony ary hangalatra ny akanjony; nanaovany ireo akanjo avy eo ary niedinedina teo anoloan'i Nathaniel no sady maka tahaka ny fombany tsy tamin'ny fomba mahatsikaiky, fa somary matotra izy. Tsy zakan'i Nathaniel intsony izany. Telopolo taona izy vao naha-tafaverina ny fanahiny indray izay tsapany fa “natao antoka”.
Nofintinin'ilay bilaogera, “Ny tena niharam-boina eto dia i Fouad, voaroba ara-bakiteny ny fiainany.”
Myrtus, bilaogera mavitrika manana lahatsoratra maharitra ao amin'ny fara-tampon'ny bilaoginy izay tsy hiala raha tsy afaka i Mourtada, ka anisan'izany ny fanavaozam-baovao 13 Martsa avy amin'ny Komitin'ny Famotsorana an'i Fouad Mourtada.
Bilaogera mpiteny Frantsay Larbi manao antso fanohanana ao amin'ny bilaoginy:
If you would like to show your support and solidarity, wherever you are, please take a picture of yourself with a sign that includes your message of solidarity with Fouad. Please send the picture to: larbiblog@gmail.com . Please include your name (or nickname) and the name of your city/country…..
Raha te-haneho ny fanohananao sy ny firaisankinanao, na aiza na aiza misy anao, azafady, alaivo ny sarinao miaraka amin'ny marika ahitana ny hafatrao momba ny firaisankina amin'i Fouad. Alefaso ao amin'ny: larbiblog@gmail.com ny sary. Soraty ny anaranao (na anaram-bosotra) sy ny anaran'ny tanànanao/firenenao azafady …..
Maro ireo mpamaky efa nandefa sary. Ohatra iray avy any Tokyo:
Ity pejy Flickr ity dia manana angona sary Avotsory Fouad, anisan'izany ireo ao amin'ny bilaogin'i Larbi.
Mampihomehy, nisy vondrona Facebook natsangana ho fanohanana an'i Mourtada. Hoy ny vakin'ny fanehoan-kevitra iray tao amin'ny vondrona:
We are the change.
Dont just dream about it, become part of it.
We are responsible for what is happening in Morocco, and we are responsible for what happened to Fouad Mourtada.
If you think that some things must change, then do your best to make that wish a reality. I demand Justice, Respect for Rights, Tolerance and Intolerance of intelorance, Education, Peace… These are more than words, many men died and many are in prison because they beleived a better world is possible, not only for us, but for our children and their children.
Isika no fiovana.
Aza manonofinofy azy fotsiny, fa mbà anisan'izany.
Tompon'andraikitra amin'ny zava-mitranga ao Maraoka isika, ary tompon'andraikitra amin'ny zava-nitranga tamin'i Fouad Mourtada.
Raha mieritreritra ianao fa misy zavatra tsy maintsy ovàna, dia ataovy izay fara herinao mba hahatanteraka izany faniriana izany. Mitaky Fitsarana, Fanajana ny Zo, Fandeferana sy Tsy Fandeferana amin'ny tsy fandeferana, Fanabeazana, Fandriampahalemana aho… Mihoatra noho ny teny ireo, maro ireo lehilahy maty ary maro no any am-ponja satria nino izy ireo fa azo atao ny tontolo tsaratsara kokoa, tsy ho antsika ihany, fa ho an'ny ny zanatsika sy ny zanak'izy ireo.
Farany, Culture Maroc [fr] mampahatsiahy antsika fa andro faha-43 amin'ny famonjàna an'i Mourtada izao:
Ce n'est pas vraiment en accord avec le but de ce blog, je l'avoue. Mais ce qui arrive à Fouad Mourtada est tellement stupide et malheureux que je me fais , de temps en temps , le relai du comité de soutien.
Aujourd'hui, c'est son 43ème jour de détention…
Raha mila fanazavana fanampiny momba ny raharaha Fouad Mourtada, tsidiho ny pejy Free Fouad Mourtada. Vakio ihany koa ny lahatsoratry BBC.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...