Japana : Topimaso Kely Amin'ny Teknolojia Ekolojika Japoney
(Fanamarihana: Lahatsoratra anglisy nivoaka tamin'ny May 2009)
Tamin'ny tapaky ny volana May, niaraka tamin'ilay rafitra “éco-points”, nanangana drafitra fanentanana [amin'ny teny anglisy] ny governemanta japoney mba hampiroboroboana ny fangatahana fampiasàna kojakojan-tokantrano mandeha amin'ny herinaratra mitsitsy angovo. Ho faritana mazava amin'ny volana ambony io ny antsipiriany, aorian'ny fanamarinan'ny Diète [parlemanta japoney] ny tetibola fanampiny amin'ity taon-ketra ity.
Ny tanjona dia toa mitovy [amin'ny teny anglisy] amin'ilay fikasàna farany mba hamerina indray ny sarin'i Japàna, foiben'ny protocole de Kyoto, ho toy ‘ny’ firenena mampiasa teknolojia izay manaja ihany koa ny tontolo iainana. Angamba koa hnamarihana ny mampiavaka azy amin'ny mpifaninana aminy akaiky, i Shina.
Raha ny marina, tsy trangan-javatra vaovao ny ‘fironana amin'ny fiarovana ny tontolo iainana’. Nandritra ny taona maro, dia nanandrana nampiroborobo ireo teknolojia vaovao sy ireo fitaovana manaja ny tontolo iainana [amin'ny teny anglisy] ho an'ny fampiasa andavanandro ireo orinasa mampiasa renivola sosialy ho fiaingàna.
Tsy ho vita ny hanolotra ireo teknolojia rehetra miaro ny tontolo iainana ireo, fa indreto misy ohatra tetikasa vitsivitsy mahaliana izay naka bahana tamin'ny taona lasa.
Hazavain'ny Se-goiken [japoney] ny antsipiriany amin'ireo akora sasany ( izay tsy mbola fantatra anarana ) vokarin'ireo orinasa japoney, fisantarana izay iraisana ihany koa amin'ireo firenena maro hafa manandrana mampihena ny fandanilaniam-poana ireo loharano sarobidy.
まずはバナナシャツ。
廃棄物として捨てられるバナナの茎、その数年間10億トンもあり、
そのバナナの繊維と綿をミックスすることで新繊維を生み出すことに成功した。
主にシャツやズポンがすでに開発され、春にはジーンズも発売される。
Efa manamboatra lobaka sy pataloha sahady amin'io kofehy vaovao io ry zareo ary hamidy eny an-tsena ny ‘jean’ amin'ny lohataona.
[…]
次は竹。
ベンチャー企業が、竹から繊維を開発するということに成功した。
竹林は成長が早い為、環境への負担が少なく、CO2の吸収量も高い為、
竹林を数多く育てることがそのままエコに繋がるとのこと。
またコスト的にも綿の1/20 程で購入できるメリットがあるようだ。[…]
今回紹介したような技術革命が進んで行けば、日本の将来も暗くはない。
Avy eo, ny volobe
Orinasa iray mampiasa renivola sosialy ho fiaingàna no nanamboatra kofehy vita amin'ny volobe.
Haingam-pitombo ny alanà ‘volobe’ ary tsy misy fiantraikany firy amin'ny tontolo iainana satria afaka mitroka CO2 be dia be izy. Tsara ho an'ny tontolo iainana ny fampaniriana alanà volobe. Ankoatra izay, ampaha-roapolon'ny vidin'ny hasy no hividianana ilay akora fototra voajanahary.
Amin'izao fotoana izao, dia toa voafetra amin'ny mosara sy lamba famaohana ihany ny 100%-n'ny vokatra vita amin'ny volobe.
[…] Raha tohizantsika ny làlan'ireo haivao ara-teknolojia voalaza etsy ambony, dia mino aho fa ho hamiratra kokoa ny hoavin'i Japana.
Ny lahatsoratr'i Japan Probe [amin'ny teny anglisy] no manazava ny votoatin'ilay lahatsary etsy ambony.
Asehon’ilay mpitoraka bilaogy earthfuroshiki [ amin'ny teny japoney] ny fomba vaovao entina hamokarana angovo. Loharanon'angovo hafa, izay nampiharina voalohany tamin'ny 2006 no natolotry ny PDG -n'ny orinasa Soundpower Corporation (音力発電), 27 taona amin'izao fotoana izao.
それは「振動によって発電する」という技術
橋や改札などの車や人の行き来が激しく、振動が多い場所にこの発電方式を利用して振動をエネルギーに変えるというもの。
実際に『首都高五色桜大橋のイルミネーション』にこの技術が利用されています。昼間に振動によって蓄えたエネルギーを使って日没後から24時まで橋をライトアップしています。
振動が生じる場所にこの技術を用いれば原理的に発電することが可能なので
キーボードのタイプで発電、物の移動による発電など、地産地消ならぬ個産個消も可能と期待も高まっているようです。
Hitanareo eto [japoney] ny lahatsary iray tao amin'ny TV-tokyo izay manazava ny fotokevitr'io haivao io.

skyliving (zaridaina eny an-tafontrano). Sary amin'ny kaonty flickr pict u re.
Farany, asehon'ny mpanolotsaina Shimo3781 [japoney] antsika ny fironana misy amin'ny indostrian'ny fananganana trano amin'izao fotoana izao izay mikendry ny hampitombo ny isan'ny sehatra maitso amin'ny tanàndehibe no sady mitsitsy angovo.
温暖化対策の一環として屋上緑化が叫ばれている。
方策の一つとして屋上に芝生を植えたり庭園を設置するものが多い。
ただし土を使う屋上緑化は重量に耐えるだけの建物の強度が必要だ。
今日紹介するのはNTT都市開発所有のアーバンネット三田ビルだ。
ここでは屋上緑化にサツマイモを植えた。[…]
エコと野菜の一石二鳥だ。
コンクリートの表面温度が55度のとき、サツマイモの葉に覆われた部分は28度だったというから効果は抜群だ。
ビル内の温度を抑えられるから冷房代が安く抑えられる。
屋上緑化の方法も今後益々多様化していくだろう。
Eto, dia mamboly vomanga izahay amin'ny famoronana sehatra maitso. […] Tombony roa amin'ny vidin'ny iray : legioma vaovao sy fitsitsiana angovo. Na dia mahatratra 55 degre aza ny hafanana eo ambony erana vato sy simenitra voasesi-by, ny hafanan'ny erana ao ambanin'ny ravim-bomanga dia voatàna ho 28 degre. Vokatra miavaka. Satria manampy amin'ny fifehezana ny hafanàna ao anaty trano izany, mihena ny fampiasàna ny rafitra ‘air conditionné ‘.
[ Ny hevitro manokana dia ] fomba “fanaovana voly an-tafontrano” maro sy samihafa no hiainana manomboka izao.
Tantaran'ny Japana farany
-
24 Desambra 2020Azia Atsinanana
Nahatratra ny ‘kanji-n'ny taona’ ny COVID-19
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...