(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Aprily 2007)
Namoy ny ainy androany tao Moskoa i Boris Yeltsin, filoha voalohan'i Rosia.
Marobe ireo valinteny tao amin'ny tontolon'ny bilaogy rosiana manoloana ny fahalasany, ahitana ny “mandria am-piadanana” ary koa ny hoe “ho voahozona.”
Eto ambany ny fantina bilaogy nataon'ilay mpisera LJ dolboeb (Anton Nossik) :
aristo_big: Il y a dix ans, j’aurais accueilli cette nouvelle avec joie.
emailya: DOMMAGE. Peu importe combien il est dénoncé, tout le monde a obtenu la vraie liberté grâce à ses politiques.
aristo_big: … et ils ont eu “un vrai successeur” qui a effacé cette liberté:)
[…]
emailya: Yeltsin était drôle et ne s’inquiétait pas quand il était passé en dérision. Putin est effrayé et occulte le rire et la parodie. Et vous pouvez voir le résultat…
daunit: Oui, seulement nous avons obtenu l'anarchie en lieu et place de la liberté. Personne n’a rien fait pour établir l'anarchie sur les ruines du totalitarisme – ils s’est établi lui-même. Il n'est pas clair comment nous avons pu confondre l’un avec l'autre pendant toutes ces années. Dans les années 90, nous étions “libres” sous des bandits, et maintenant nous sommes “libres” sous les bureaucrates et la police. C'est dommage [Yeltsin] n'avait pas été emprisonné dans son vivant. Emprisonné pour Berezovsky, Abramovich, et [la crise financière de] 1998. […]
lapkis: R.I.P.
mr_quietest: R.I.P.
[…]
kashtan123: Cela prendra à ce pays un bon moment pour comprendre entièrement ce que cet homme a réalisé. Il a enterré l'empire (URSS), enterré le socialisme et le camp socialiste, enterré le CPSU, jeté la base du nouveau pays (Russie), et tout ceci a été fait avec peu de sang coulé, sans guerre civile. Il a débarrassé le monde de la guerre froide. Oui, il y avait des périodes où il péchait, mais il y avait également des périodes où il était un saint ! Ses cerveaux n’étaient pas stérilisés, contrairement aux cerveaux [des chekists] d’aujourd’hui. Mémoire Éternelle!
m_darklighter: Le fossoyeur a creusé sa propre tombe. 🙂
chelobitnik: Avec peu de sang coulé ? [… ] La guerre à Tchétchénie est une conséquence directe du régime de Yeltsin. La privatisation criminelle est une conséquence directe de l’incroyable stupidité de Yeltsin. Et beaucoup plus.[…]
100rm: Pour quelque raison, je me sens désolé pour lui… Mon attitude envers lui est contradictoire […]. Une époque entière s’en est allée …
aristo_big: Raha folo taona lasa izay, dia nandray ity vaovao ity tamim-pifaliana aho.
emailya: INDRISY. Tsy maninona na impiry voampanga izy, nahazo ny tena fahalalahana ny rehetra noho ny politikany.
aristo_big: … ary nahazo “mpandimby tena izy” izay namafa izany fahalalahana izany 🙂
[…]
emailya: Nampihomehy i Yeltsin ary tsy niraharaha raha notsiratsiraina. Natahotra i Putin ary manafina ny hehy sy ny hatsikana. Ary hitanao ny vokany…
daunit: Eny, nahazo ny fanjakan'i Baroa ihany isika teo amin'ny toeran'ny fahalalahana. Tsy nanao na inona na inona ny olona mba hametraka ny fanjakan'i Baroa ho faharavan'ny fitondrana jadona – izy ihany no nametraka ny tenany. Tsy mazava ny nanafangaroantsika ny iray amin'ny hafa nandritra ny taona maro. Nandritra ny taompolo 90, “afaka” ambanin'ireo jiolahy isika, ary ankehitriny “afaka” ambanin'ireo mpiasa birao sy ny polisy isika. Indrisy, tsy nogadraina nandritra ny fahavelony i [Yeltsin]. Nogadraina ho an'i Berezovsky, Abramovich, ary ny [krizy ara-bola] 1998. […]
lapkis: R.I.P.
mr_quietest: R.I.P.
[…]
kashtan123: Hitondra fotoana tsara ho an'ny firenena izany mba hahatakatra tanteraka izay nataon'ity lehilahy ity. Nandrava ny ampira (URSS), nandrava ny sosialisma sy ny toby sosialista, nandrava ny CPSU, nandrava ny fototry ny firenena vaovao (Rosia) izy, ary natao tamin'ny fandatsahan-drà madinika izany, tsy nisy ny ady an-trano. Nanala ny ady mangatsiaka tamin'izao tontolo izao izy. Eny, nisy ny fotoana nanotàny, saingy nisy ihany koa ny fotoana naha-masina azy! Tsy nodiovina ny atidohany, tsy tahaka ny atidohan'ireo [chekists] ankehitriny. Fahatsiarovana mandrakizay!
m_darklighter: Nihady ny fasany manokana ilay mpihady fasana. 🙂
chelobitnik: Noho ny rà latsaka vitsivitsy? [… ] Voka-dratsy mivantana tamin'ny fitondran'i Yetltsin ny ady tao Tsetsenia. Voka-dratsy mivantana noho ny hadalana tsy mampino nataon'i Yeltsin ny fanavahana heloka bevava. Sy maro hafa.[…]
100rm: Noho ny antony sasantsasany, mahatsiaro malahelo azy aho .. Mifanohitra ny fihetsiko aminy […]. Lasa ny vanim-potoana manontolo …
Mpisera LJ drugoi (Rustem Adagamov) nandefa ny sarin'i Yeltsin nandritra ny taona maro isan-karazany –ary efa naharay fanehoan-kevitra anaty telo pejy. Ireto ny sasany amin'izy ireo:
dostacha: Certains le regretteraient certainement, d'autres vont cracher, mais il est impossible de nier qu'une époque entière s’en est allée.
[…]
tonya_monya: Je suis un peu désolé pour Yeltsin, en regardant ces photos et en le voyant comme quelqu’un d’ordinaire, avec famille, et des petits-enfants… Il aimait le tennis (c’était amusant de l'observer encourager [les joueurs russes]), et sa politique a été en quelque sorte effacée de la mémoire en ces années.
gordita_rusa: Vous avez oublié sa politique ??!!! Et que diriez-vous des mecs qu'il a envoyés à la guerre à Tchétchénie, vous en souvenez-vous ? Et comment le monde entier riait quand cet ivrogne conduisait un orchestre en Allemagne sur les cendres des soldats soviétiques ? Et le pays [forcé de rester en position humiliante] est également effacé de votre mémoire ? Et les pensionnaires affamés ? Et [les chars] tirant sur le parlement légitime ? Et le fiasco de la Russie en politique internationale ?
[…]
zvetaeva_41: J’étais en train de penser quel monument devait remplacer celui de [Felix Dzerzhinsky] à [Lubyanka]. [Yeltsin] le mérite.
prelate: je suis d’accord.
voutsen_cv: Oh je vous en prie, n’érigeons plus de monuments… Il y en a assez pour l’instant.
jenyay: Ben, c’est bien d’avoir un monument, pour l’histoire, mais pas à Lubyanka. Parce que ce serait comme s’il descendrait Dzerzhinsky pour se lever lui-même.
dostacha: Hisy ireo hanenina tokoa, ny hafa handrora, saingy sarotra ny handà fa lasa ny vanim-potoana iray manontolo.
[…]
tonya_monya: Somary miala tsiny ho an'i Yeltsin aho, raha mijery ireo sary ireo sy mahita izany toy ny olon-tsotra, manana fianakaviana, sy zafikely… Nankafy ny tennis izy (nahafinaritra ny nijery azy mandrisika ireo [mpilalao Rosiana]), ary somary voafafan'ny fahatsiarovana tamin'ireo taona ireo ny politikany.
gordita_rusa: Adinonao ny politikany??!!! Ary ahoana hoy ianao mikasika ireo lehilahy nalefany hiady any Tsetsenia, tadidinao ve izany? Ary ny fomba nihomehezan'izao tontolo izao raha nitarika orkestra tany Alemaina tamin'ny lavenon'ny miaramila Sovietika ity mamolahy ity? Voafafa tamin'ny fahatsiarovanao koa ve ny firenena [voatery nijanona tamin'ny toerana mahamenatra]? Sy ireo mpisotro ronono matin'ny hanoanana? Ary ireo [fiara mifono vy] nitifitra ny parlemanta ara-dalàna? Sy ny tsy fahombiazan'i Rosia amin'ny politika iraisam-pirenena?
[…]
zvetaeva_41: Teo am-pahatsiarovana aho hoe tsangambato inona no tokony hisolo ny an'i [Felix Dzerzhinsky] amin'i [Lubyanka]. Mendrika izany i [Yeltsin].
prelate: Miombon-kevitra aho.
voutsen_cv: Azafady, aza manangana tsangambato intsony… Efa ampy ny misy amin'izao fotoana izao.
jenyay: Eny, tsara ny manana tsangambato, ho an'ny tantara, fa tsy ho an'i Lubyanka. Satria tahaka ny mampidina an'i Dzerzhinsky izy mba hitsangan-drery.
Veronica Khokhlova