Ny tosika ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Saodiana
Dikandahatsoratra
(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Marsa 2006)
Navotsotra i Mohsen Al-Awaji rehefa nogadraina nandritra ny 11 andro, ary mieritreritra i Aya fa ity hetsika nataon'ny governemanta ity dia lesona azo tsoahina ho an'ny Saodiana: “Sahy manakiana ny governemanta ve ianao satria afaka manao izany amin'ny fotoana rehetra, sa esorina aminao ny fahafahanao sy ny fahamendrehanao.” Toa faly tamin'ny famotsorana an'i Al-Awaji i Riyadhwai, saingy tsy nanaiky ny hevitra sasany noresahan'i Al-Awaji nandritra ny fandaharana resadresaka tamin'ny fahitalavitra Koesiana talohan'ny nisamborana azy izy. Ny lohahevitra noresahana dia ny fitondran'ny vehivavy fiara, ary manana fijery mifanohitra amin'izany i Al-Awaji. Mihevitra i Riyadhawi fa naniratsira ny fiarahamonina Saodiana (Arabo) i Al-Awaji rehefa namaritra ny tanora Saodiana ho “mafàna fo ara-nofo”, ary nanao hadisoana goavana tamin'ny fampitoviana ny rehetra.
Prometheus namoaka lahatsoratra (Arabo) momba ny tantaran'i Abdul-Rahman, lehilahy Afghana niova ho Kristianina, ary mihevitra izy fa tsy misy olona manimba ny finoana silamo ankoatra ny Miozolomana tenany. “Tsy misy ifandraisany amin'ny zava-mitranga eto ny Islamo. Mazava tsara ny Korany fa tsy misy ny “fanerena amin'ny fivavahana”, ary resaka fahalalahan'ny tsirairay ny mino na tsia,” hoy izy nanoratra. Lohahevitra hafa mahaliana azy ny antontan'isa vaovao vao haingana izay nitatitra fa nandresy ny mpifandrina aminy Al Jazeera tamin'ny isan-jaton'ny mpijery tao Arabia Saodita ny fantsom-baovao Al Arabiya. “Misy ny fahasamihafana eo amin'ny fitantarana vaovao amin'ny fomba matihanina sy ny tsy mitanila, izay ataon'ny Al Arabiya, sy “mametraka” vaovao ary mamolavola azy ireo hampiroborobo ideolojia ara-politika sasantsasany na foto-kevitra manohana. Izany indrindra no ataon'i Al Jazeera,” hoy izy nanampy.
Nilaza i Jaded Saudi fa marary sy reraka noho ny Arabo mankahala izay rehetra Amerikana/Tandrefana izy. Nanoratra izy hoe:
I hate it when they twist everything around and make it seem like Americans are attacking them in every freaking way. I hate it when they make rumors up about certain brands and companies (remember the supposed Anti-Muslim message that “appeared” in the Coca-Cola logo that read “No Mohammed, No Mecca”?)
Halako rehefa manodina ny zava-drehetra manodidina izy ireo ary manao izany tahaka ny hoe ny Amerikana no manenjika azy ireo amin'ny fomba rehetra mahatsikaiky. Halako rehefa manely tsaho momba ireo marika sy orinasa sasantsasany (tsarovy ilay hafatra anti-Miozolomana izay “niseho” tao amin'ny fangon'ny Coca-Cola mivaky hoe “Tsy mila Mohammed, Tsy mila Lameka”?) izy ireo.
“Sarotra ho an'ny lasibatra ny mahatsiaro fa olona tahaka azy ny namono azy, ary lasa tafintohina izy rehefa mahatsapa fa manana zavatra maro iombonana izy ireo.” Araka ny voalazan'i Abu-Joory fa ny maoralin'ny sarimihetsika (Arabo) Munich, notontosain'i Steven Spielberg izany.
Nandritra ny fitsidihana vao haingana tao amin'ny fivarotam-boky lehibe iray tao Riyadh, nahatsikaritra zavatra nanelingelina azy i Taqwa, nahatonga azy ho resy, ambany, ary reraky ny olona mametraka fetra aminy noho ny maha-vavy azy. Hoy izy:
It seemed that all of the women were in one section. The section for books about “Women and Marriage” (or something like that), “Beauty”, and “Children Stories”. I say one section, because they were all right next to each other. There were virtually, no women in the other sections (politics, economics, environment, bestsellers, management, sciences, etc) of the bookstore.
Toa tahaka ny ao anaty sampana iray ny vehivavy rehetra. Ny fizarana ho an'ny boky momba ny “Vehivavy sy ny fanambadiana” (na zavatra toy izany), “Hatsaran-tarehy”, sy “Tantaran'ankizy”. Nilaza fizarana iray aho, satria nifanakaiky avokoa izy rehetra. Ara-virtoaly, tsy nisy ny vehivavy tao amin'ireo sehatra hafa (politika, toekarena, tontolo iainana, varotra tsara indrindra, fitantanana, siansa, sns) ao amin'ny trano fivarotana.
Mamaly ny fangatahan'ny mpamaky iray, mamoaka lahatsoratra momba ny fiainana ao Riyadh amin'ny fomba fijeriny manokana i Tala Al-Bakr. “Any Riyadh, sarotra be ny miala amin'ny mahazatra anao satria tsy misy zavatra hafa hatao manokana miaraka amin'ny fianakavianao ankoatra ny mankany amin'ny toeram-pisakafoanana,” hoy izy.
AbOd nanambara ny fanombohan'ny tranonkalam-baovao iray izay nofaritany ho safidy hafa Arabo manoloana ny fitaovana marika sosialy malaza del.icio.is. “Misy amin'ny teny Arabo sy Anglisy izy amin'izao fotoana izao, ary ampiana fiteny maro tsy ho ela, toy ny teny frantsay izay ampiasain'ny mponina Afrikana Avaratra,” hoy izy nanoratra.
Ary farany, Amer Al-Sadiq manana taratasy ho an'ireo mpandoto mailaka sy rindrina: “Ahoana ny fahatsapanao raha misy olona mandefa salakan-jaza (couche) any amin'ny boaty mailaka anao? Ahoana no ahafahanao manao izany amiko?!? Inona no tsy mety aminao? ? Nanakorontana ny filaminan'ny androko ianao, niady sy niaritra be aho mba hanalana ny sarin'ny salakan-jazanao amin'ny lohako. “
Sokajy

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...