- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

[Rakipeo] Cristina Quisbert manoritsoritra ny maha-zava-dehibe ny Voces Bolivianas

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Marihina fa tamin'ny 22 Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra  teny A,glisy)

Ato amin'ity rakipeo maharitra telo minitra noraketina niaraka tamin'i Cristina Quisbert [1] ity fony izy tany Miami nanatrika ny fivoriana We Media [2] fanao isan-taona dia ho hitantsika ny maha-zava-dehibe ny Voces Bolivianas [3] sy ny fampitam-baovaon'olon-tsotra amin'ny ankapobeny ho an'ireo mponina ao El Alto, Bolivia.

Efa manana bilaogy amin'ny teny Anglisy [4] ihany koa i Cristina .

icon Trohy ny dosie MP3 [5]

cristina