(Marihina fa tamin'ny 22 Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny A,glisy)
Ato amin'ity rakipeo maharitra telo minitra noraketina niaraka tamin'i Cristina Quisbert ity fony izy tany Miami nanatrika ny fivoriana We Media fanao isan-taona dia ho hitantsika ny maha-zava-dehibe ny Voces Bolivianas sy ny fampitam-baovaon'olon-tsotra amin'ny ankapobeny ho an'ireo mponina ao El Alto, Bolivia.
Efa manana bilaogy amin'ny teny Anglisy ihany koa i Cristina .
Podcast: Play in new window | Download
Subscribe: RSS