- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Antsafa niarahana tamin'i Jamila Venturini ao amin'ny Friends of Januária

Sokajy: Antsafa, Mediam-bahoaka, naman'i Januaria, Rising Voices

(Marihina fa tamin'ny 27 Jolay 2011 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Iray amin'ireo mpandrindra ny tetikasa tohanan'ny Rising Voices Friends of Januária [1] i Jamila Venturini, mpanao gazety Breziliana. Ao anatin'ity lahatsarin'ny antsafa niarahana taminy ity izy niresaka ny antony nanombohana ny tetikasa fanentanana ny fampitam-baovaon'olo-tsotra any amin'ny tanànan'i Januária. Nanentana ireo tanora ao an-tanàndehibe ny tetikasa hampisehoana azy ireo ny fomba fampiasana ny fampitam-baovaon'olon-tsotra mba hahafantarany vaovao bebe kokoa sy hanarahany maso ny asan'ny fiadidiana ao an-toerana.

http://blip.tv/play/g80XgsnnOAA