Antsafa niarahana tamin'i Jamila Venturini ao amin'ny Friends of Januária

(Marihina fa tamin'ny 27 Jolay 2011 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Iray amin'ireo mpandrindra ny tetikasa tohanan'ny Rising Voices Friends of Januária i Jamila Venturini, mpanao gazety Breziliana. Ao anatin'ity lahatsarin'ny antsafa niarahana taminy ity izy niresaka ny antony nanombohana ny tetikasa fanentanana ny fampitam-baovaon'olo-tsotra any amin'ny tanànan'i Januária. Nanentana ireo tanora ao an-tanàndehibe ny tetikasa hampisehoana azy ireo ny fomba fampiasana ny fampitam-baovaon'olon-tsotra mba hahafantarany vaovao bebe kokoa sy hanarahany maso ny asan'ny fiadidiana ao an-toerana.

http://blip.tv/play/g80XgsnnOAA

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.