Nahoana isika no manangana Vaomieram-piarahamonina

Tonian-dahatsoratra miady hevitra momba ny paikady fanoratana nandritra ny Fihaonambe 2017.
Tsy hita izay lazaina! Manangana Vaomieram-piarahamonina ny Global Voices handehanana ho any amin'ny hoavintsika.
Nahoana isika no manao izany? Inona no dikan'izany? Ary ahoana no fomba fiasany?
Tao anatin'ny taona vitsivitsy, nivory tao anaty fisintahana nandritra ny herinandro ny mpikambana ao amin'ny biraom-pitantanana niresahanay “sary lehibe” momba ny hoavin'ny GV—lohahevitra momba ny paikady famatsiam-bola, ny maodelim-pitantanana sy ny fomba fanaovana ny fitantarana. Raha nahita valinteny sasantsasany izahay, dia nahita fa tsy afaka mamaritra ny hoavin'ny GV araka izay tianay, eny fa na ny mpikambana ao amin'ny filankevi-pitantanana aza.
Izany satria, ambonin'ny rehetra, vondrom-piarahamonina iray ny GV. Manao ny safidy tsara indrindra isika rehefa afaka miresaka miaraka momba ireo lohahevitra ireo
Saingy tsy mora araka ny mahazatra ny miasa miaraka amin'ny maha vondrom-piarahamonina—nanjary goavana loatra isika hahombiazana amin'ny fifanakalozan-kevitra amin'ny alalan'ny imailaka na sehatra fandefasan-kafatra.
Tamin'ny fivorianay farany tao Mexico City tamin'ny volana Marsa lasa teo, nanapa-kevitra hanangana Vaomiera izahay, andiam-pikambana iray ao amin'ny vondrom-piarahamonina hanolo-tena handinika sy hifanakalo hevitra, ao anatin'ny saina tony, ireo olana lehibe tsy maintsy atrehintsika eo ampamolavolana ny drafitra hiantrehantsika ny hoavy.
Ahoana no hananganana ny Vaomiera? Ahoana no hiasan'ny rehetra miaraka?
Ny fanantenanay dia handray anjara ireo karazam-pikambana ao amin'ny fiarahamonina Global Voices—ireo avy amin'ny karazan-toerana, fomba fijery ary andraikitra ato amin'ny vondrom-piarahamonina. Rehefa tafatsangana ny Vaomiera, dia hampiasa vondrona Google iray manokana hanaovana fampitankevitra ankapobeny sy karazam-pilazana.
Hanokana tapa-bolana hifanakalozan-kevitra isaky ny lohahevitra efatra (voalaza etsy ambany) isika. Isaky ny lohahevitra, hanomana sy hizara andian-gazety heverina ho voavakin'ny mpikambana ao amin'ny Vaomiera ny ekipan'ny biraom-pitantanana. Hampiasa lisitra mailaka sy seha-dahatsary Zoom izahay hanaovana adihevitra sy fifanakalozan-kevitra.
Amin'ny fiafaran'ny tapa-bolana, hilaza ny faniriantsika momba ny lohahevitra izahay amin'ny fampiasana ny sehatra latsa-bato D21. Manome fitaovana latsa-bato mavitrika ny D21 (anisan'izany ny safidy “tsy mifidy” sy “mifidy) sy ny fanarahamaso ny vokatra. Hatomboka indray ny dingana avy eo, miditra amin'ny lohahevitra manaraka.
Ny dingana dia natao handraisana feo marobe sy tsy hanilika araka izay azo atao. Na ho 50, 150 na 1000 ny olona ao amin'ny Vaomiera, dia hanandanja ny sosokevitry ny mpikambana, satria ho afa-mandray anjara amin'ny fomba mitovy isika—mamaky, miadihevitra sy mandinika ny hevitsika tao amin'ny latsa-bato. Manombana izahay fa mila manokana ora 1-2 isan-kerinandro ho amin'izany ny mpikambana tsirairay ao amin'ny Vaomiera.
Inona no tiantsika lazaina raha milaza hoe “fakan-kevitra”?
Ny andraikitry ny Vaomiera dia ny hizara sy hiresaka ankitsim-po ireo lohahevitra ifotoran'ny Global Voices. Tsy ho andry mpanapa-kevitra ny Vaomieram-piarahamonina, fa vondrona iray handinika ireo lohahevitra efatra lehibe momba ny fitantanana, famoahan-dahatsoratra, ny endriky ny fandraisana anjara, ary ny famatsiam-bola, manoritra ny soatoavin'ny GV. Ny vokatra avy amin'ireo fandinihana ireo no hampahafantatra amin'ny fanapahan-kevitra horaisinay momba ny hoavintsika.
The Council will deliberate on four issues:
- For organization-wide decisions (in contrast to those that affect only one regional or language team) decision-making authority rests with the core team of Global Voices. Should we decentralize decision-making and governance, or centralize it further?
- We cover a broad range of issues in our stories. This allows volunteers to write about a wide variety of topics, but it also creates greater demands for editors. Should we maintain this breath of coverage? Or should we seek to narrow our focus and cover certain issues in greater depth?
- We are a highly inclusive community. This means that we train and mentor relatively inexperienced writers who share our values and wish to participate. This allows us to maintain an extremely diverse community, but it also limits our time and capacity to produce high-quality stories and advocacy campaigns. Should we maintain this level of inclusiveness? Or should we prioritize contributors with specialized skills and expertise in our areas of interest?
- Global Voices is supported mostly by non-governmental grant-making institutions. On principle, we have never accepted direct support from government institutions, and very early moved away from the possibility of advertising revenue. Relying primarily on private foundation funding has become an increasingly difficult model to sustain, given the frequent shifting of strategic priorities from our foundation supporters. Should we change our approach to fundraising so that we are able to support our work to the fullest extent possible?
Note to Lingua translators: The descriptions above also appear in the overview page for the Council. If you've translated that page, all you need to do here is cut and paste 😉
Handinika lohahevitra efatra ny Filan-kevitra:
- Amin'ny fanapahan-kevitra mahasahana ny fifandaminana manontolo (tsy hoe ho an'ny ekipam-paritra iray na ekipam-pitenenana iray ihany) mijanona hoan'ny biraom-pitantanan'ny Global Voices ihany ny fahefana manapa-kevitra. Tokony hotsinjaraina ve ny fandraisana fanapahan-kevitra sy ny fitantanana, sa havondrona bebe kokoa?
- Misahana lohahevitra maro isika amin'ny fitantarantsika. Ahafahan'ireo mpilatsaka an-tsitrapo manoratra lohahevitra isan-karazany izany, saingy miteraka fitakiana lehibe ho an'ireo tonian-dahatsoratra ihany koa izany. Tokony hotazonintsika ve izany fomba fitantarana izany? Sa tokony hanakely kokoa ny zavatra ifantohana ka hitantara ny lohahevitra sasany amin'ny fomba lalindalina kokoa?
- Fiarahamonina lavitry ny fanilikilihana isika. Midika izany fa manofana sy mitari-dalana mpanoratra tsy mbola za-draharaha mitovy soatoavina amitsika sy maniry te-handray anjara isika. Izany no ahafahantsika mihazona ny fiarahamonintsika hahitana karazan'olona, saingy mametra ihany koa ny fotoanansika sy ny fahafahantsika hamokatra tantara avolenta sy ireo fanentanana fanandratan-teny izany. Tokony hotazomintsika ve izany haavom-piombonana izany? Sa tokony hanao ho laharam-pahamehana ireo mpandray anjara manana fahaizana na talenta manokana isika any amin'izay sehatra mahaliana antsika?
- Ireo fikambanana tsy governemantaly no tena mpanohana ny Global Voices. Ara-potokevitra isika tsy mandray fanohanana mivantana avy amin'ny sampan-draharaham-panjakana, ary mailaka isika miala amin'ny mety isian'ny vola azo avy amin'ny dokambarotra. Mihalasa maodely sarotra tohanana ara-bola maharitra ny fiankinana voalohany amin'ny famatsian'ny miahy tena, noho ny fiovana matetika amin'ny laharam-pahamehana sratejika avy amin'ireo orinasa mpanasoa manohana antsika. Tokony hanova tetipanorona ve isika amin'ny fanangonam-bola mba ahafahantsika manohana ny asantsika araka izay tratra?
Fanamarihana ho an'ireo mpandika-teny ao amin'ny Lingua: Ny famaritana eo ambony dia mipoitra koa ao amin'ny pejy voalohany an'ny Vaomiera. Raha efa nandika izany pejy izany ianao, dia mila manao “tapahana-apetaka” fotsiny 😉
Hosahanin'ny ekipan'ny birao sy ny filankevi-pitantanana ny dingana fanapahan-kevitra farany, amin'ny fampiasana ny tolokevitry ny Vaomiera ho toy ny tondrozotra mba hanapahana izay mifanaraka indrindra amin'ny soatoavina sy hamaliana ny filàn'ny vondrom-piarahamonintsika.
Feno fanantenana izahay fa hahasoa antsika izany dingana izany tsy tahaka ny adihevitra antsisitsisiny, adihevitra any amin'ny mailaka sy fitsapan-kevitra nahazatra antsika tamin'ny lasa, satria manolotra rafitra mavitrika ahafahan'izay rehetra te-hanokana fotoana sy hery handraisany anjara amin'ny Vaomiera izany. Fantatsika ihany koa fa tsy ho tonga lafatra izany! Saingy manantena izahay fa hanampy anay hahatratra ny fehinkevitra matanjaka ny Vaomieram-piarahamonina ary hanangana tondrozotra ho an'ny hoavy.
Mahaliana ve? Te-hanokana fotoana sy hery ho an'ny hoavin'ny GV? Raha mbola tsy nanao izany ianao, dia fenoy ny Taratasy Fangatahana ho mpikambana ao amin'ny Vaomieram-piarahamonina hatramin'ny 30 Aogositra! Ary araho hatrany ny lahatsoratra amin'ny herinandro ho avy .
Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an-ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Ny Blaogim-Piarahamonina Global Voices dia sehatra ho an-ny mpikambana ato aminay hifampizarana ala hamohamo, tantara manokana. Natao ihany koa hieritreretana ny asa iarahana, hifampizarana hevitra sy fijery amin'ny sehatra misy anay. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...