Tantara tamin'ny 10 Aogositra 2018
Korea: Inona ny fantatrao ary tahaka ny ahoana ny ahafantaranao azy
Nampiditra sary fanehoana ny bilaogera iray ary miresaka ny dikan'ny fahalalàna sy ny fomba ahafahana manorina ambonin'ny fahalalàna.
“Asongadin'ny Asan'ny Vondrom-piarahamonina Ny Fandraisana Anjara Anaty Firaisankinan'Ireo Olompirenena Mba Hampiroboroboana Ireo Asa Manatsara Endrika Ny Vondrom-piarahamoninay””

"...misy andraikitr'ireo vondrom-piarahamonina, ireo fikambanana, ary ireo olom-pirenena mazoto ny fikarakarana, fanapariahana sy fitahirizana io lova tsy takatry ny saina nentin'ireo vahoakanay teratany io.."
Nahoana isika no manangana Vaomieram-piarahamonina

Nahoana isika no manao izany? Inona no dikan'izany? Ary ahoana no fomba fiasan'izany?
Nomad Green: Atrikasa maro tany Mörön, Khatgal ary Ulaanbaatar

Nikarakara atrikasa tany amin'ny faritanin'i Khövsgöl, any avaratra atsinanan'ny firenena ny Nomad Green, tetikasa tohanan'ny Rising Voices any Mongolia. Ity faritra ity dia malaza noho ny hatsaran'ny natiorany sy ny farihy Khövsgöl ary iray amin'ireo toerana fisarihana mpizahatany lehibe any Mongolia.
Horohorontany miisa 11 namely ny atsimon'i Iran
Ny Asabotsy vao maraina (tamin'ny 07 ora GMT teo), nisy horohorontany maridrefy 5,8 namely ny atsimon'i Iran, araka ny filazan'ny USGS. Noho ny halaliny 44 km, tsy nisy heverina ho faty, saingy nisy nilaza fa nisy ireo olona vitsy mety ho naratra.
Kambodza: Fiantombohan'ny Fitsaràna Mpitarika Iray Tao Amin'ny Khmer Rouge
Ny 30 martsa 2009, natombok' ireo Fitsaràna Manokana ao amin'ny Tribonaly an'i Kambodza misahana ny Fitsaràna an'ireo Heloka bevava natao nandritra ny vanim-potoanan'ny Kampuchea Demokratika, na ECCC ny fihainoana voalohany an'i Kaing Guek Eav, fantatra amin'ny anarana hoe Douch.
Antsafa niarahana tamin'i Jamila Venturini ao amin'ny Friends of Januária

Iray amin'ireo mpandrindra ny tetikasa tohanan'ny Rising Voices Friends of Januária i Jamila Venturini, mpanao gazety Breziliana. Ao anatin'ity lahatsarin'ny antsafa niarahana taminy ity izy niresaka ny antony nanombohana ny tetikasa fanentanana ny fampitam-baovaon'olo-tsotra any amin'ny tanànan'i Januária.
[Rakipeo] Cristina Quisbert manoritsoritra ny maha-zava-dehibe ny Voces Bolivianas

Ato amin'ity rakipeo maharitra telo minitra noraketina niaraka tamin'i Cristina Quisbert ity fony izy tany Miami nanatrika ny fivoriana ho an'ny We Media fanao isan-taona dia ho hitantsika ny maha-zava-dehibe ny Voces Bolivianas sy ny fampitam-baovaon'olon-tsotra amin'ny ankapobeny ho an'ireo mponina ao El Alto, Bolivia.