08 Aogositra 2018

Tantara tamin'ny 08 Aogositra 2018

Shina: Ny Zo Tsy Hatahotra

Tsy voatery hiankina amina herisetra ny fampitahorana. Ampy ny fampitomboana fotsiny ny sandan'ny fikatsahana ny fitsaràna. Ary koa, tsy dia ilaina akory aza izany. Raha vao mazava fotsiny fa azo ampiana ny vesatr'io sarany io na rahoviana na rahoviana, ampy izany handresena lahatra antsika tsy hetsika.

08 Aogositra 2018

Voces Bolivianas: manaparitaka ny teny Aymara ao amin'ny Aterineto ny tetikasa Jaqi Aru

Rising Voices

Mampiasa ny fiteny Aymara, fitenin'ny Tompotany any Amerika Atsimo ny mponina roa tapitrisa mahery ao Bolivia, ary nihena tsikelikely ny mpampiasa azy noho ny fiteny Espaniola sy ny Quechua nandritra ny taonjato farany. Ny tetikasa Voces Bolivianas izay tohanan'ny Rising Voices dia nanohana ny fananganana ny vondrom-piarahamonina virtoaly Jaqi Aru,

08 Aogositra 2018

Fampahafantarana ny Mokattam Blog Tales

Rising Voices

Mpandrindra ny tetikasa Mokattam Blog Tales i Nesma Gewily ao amin'ny Masaken Alzelzal - Alhadba Alwosta, manodidina an'i Kairo, Egypta. Ato amin'ity tantara ity, manoritsoritra momba ny tetikasa i Nesma, niaraka tamin'ny fiara-miasa tamin'ny fikambanana Alwan Wa Awtar izay hampianatra ny... fampiasana ny fitaovan'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra.

08 Aogositra 2018