- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Gazetikely isambolana, vondrom-piarahamonina an-tambajotra sy fidirana amin'ny aterineto – laharana faha-8

Sokajy: Fidirana, Mediam-bahoaka, Rising Voices
[1]

Sary: Pikantsary avy amina lahatsary nataon'i Rhizomatica mikasika ny tetikasa HERMES.

Ampahany amin'ny tetikasa antsoina hoe, ”Fidirana amin'ny Aterineto Eo an-Toerana: Afaka mifandray izy samy izy ve ireo tsy mifandray?” izay noforonin'ny APC niarahany tamin'ny Internet Society sy ny Rhizomática, miaraka amin'ny fanohanana avy amin'ny Foibem-Pikarohana Momba Ny Fampandrosoana Erantany ao Kanada (IDRC) ty gazetikely ity. Naverina navoaka teto amin'ny Rising Voices ho toy ny ampahany amin'ny fiarahana miasa amin'ny APC izy ity. Kitiho eto mba hahitàna ny lahatsoratra niandohàna ao amin'ny tranonkalan'ny APC [2].

1. Mirotsaha

2. Hetsika sy Fivoriana

     2.1 Hetsika ho avy

2.2 Loharano avy amin'ny zava-nitranga taloha

3. Vondrom-piarahamonina an-tambajotra amin'ny vaovao sy blaogy

4. Lahatsoratra manandanja mikasika ny teknolojia mifandraika amin'ny fahafahana miditra amin'ny aterineto eny an-toerana

5. Tatitra mifandraika amin'ireo vondrom-piarahamonina an-tambajotra sy ny fandraisana andraikitra ho amin'ny fahafahana miditra eny an-toerana