Dimy minitra nifampiantsoana telefônina tamin'i Eddie Avila

(Lahatsoratra nivoaka tamin'ny febroary 2008)

Tamin'ity herinandron'ny 22 febroary 2008 ity izahay nanomboka fanasongadinana vaovao ao amin'ny Rising Voices izay hifandraisanay tsy tapaka amin'ireo mpitarika ny tetikasa 10 ivelan'ny Rising Voices. Tamin'i Eddie Ávila izay ao Etazonia amin'izao fotoana izao hanolotra ny ny Voces Bolivianas ao amin'ny We Media conference ao Miami, Florida no nifampiresahay voalohany.

icon Trohy ny dôsie MP3

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.