(Marihina fa tamin'ny 6 Aprily 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Mila Flash 8 (na ambony kokoa) [1] sy mpitety mamela javascript ianao ahafahanao mijery ny horonantsary.
- Raha hitroka ny Lahatsary MPEG4 (.mp4) [2]
- Raha hitroka ny Flash Video (.flv) [3]
- Raha hisoratra anarana ao amin'ny Rising Voices Video amin'ny iTunes [4]
Juana Tambo [5] dia mpandray anjara amin'ny tetikasan'ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra Voces Bolivianas [6] ao El Alto [7], Bolivia. Niaraka tamin'ny fanampian'ny mpanofana Mario Duran dia nanao ity lahatsary ity izy nanazavany fohifohy momba ny tantaran'ilay tsena lehibe indrindra ao El Alto.
Podcast: Play in new window [3] | Download [3]
Subscribe: RSS [8]