- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Lahatsary fanadihadiana niarahana tamin'i Ghaidaa al-Absi

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Marihina fa tamin'ny 8 Aprily 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) [1] sy mpitety mamela javascript ianao ahafahanao mijery ny horonantsary.

Nandritra ny fihaonambe tany Alemaina mikasika ny fikatrohan'ny media vaovao any Afovoany Atsinanana dia niara-nipetraka tamin'i Rezwan [5] sy Sami Ben Gharbia [6] i Ghaidaa al-Absi mba hiresaka momba ny fomba fijeriny mikasika ny tetikasa “Fanohanana ireo Vehivavy Mpikatroka amin'ny Teknikan'ny Media” (EWAMT) any Yemen izay tohanan'ny Rising Voices .