Ny enim-bolana voalohan'ny Rising Voices
Dikandahatsoratra
(Marihana fa efa tamin'ny volana Desambra taona 2007 ny lahatsoratra teny Anglisy)
Satria vonona hiditra ny taona 2008 isika rehetra, mankalaza ny enim-bolana voalohany nisiany kosa ny Rising Voices. Noho ny fanohanana mahafatra-po avy amin'ny Fikambanana John S. sy James L. Knight Foundation, dia afaka nizara famatsiam-bola kely ho an'ireo tetikasa fanentanana dimy momba ny fampielezam-baovaon'olom-pirenena tany Bangladesh, India, Sierra Leone, Bolivia, sy Kolombia ny Rising Voices. Samy nampiofana mpanao gazety olom-pirenena vaovao 100 mahery avy amin'ireo vondrom-piarahamonina izay mbola tsy niditra tamin'ny resaka antserasera manerantany ireo tetikasa dimy ireo.
Tsara ny mahafantra ny bilaogera vaovao tsirairay tsy toy ny loharanom-baovao fotsiny ihany avy amin'ny vaovao ivelany izay zara raha notaterina, fa koa amin'ny maha mpifanolobodirindrina sy namana azy ao anatin'ity tontolo mifintina haingana ity. Fantaro i Carmen, mpankafy tononkalo sy literatiora, avy ao amin'ny faritry ny sarangan'ny mpiasa ao La Loma ao Medellín, Colombia. Fantaro ny tantaran'i Suso- mpanangona entana azo havaozina eo an-toerana ao La Loma. Fantaro i Cristina Quisbert izay mibilaogy saika isan'andro avy ao amin'ny tanàna avo toerana indrindra manerantany, El Alto, Bolivia.
Na mankany Dhaka, any Bangladesh izay mampiofana zatovovavy toa an-dry Sifat Binte Qaiyum sy Ayesha Parveen mikasika ny fomba hanoratana ny tantaran'izy ireo sy ny vondrom-piarahamonin'izy ireo manokana anaty media aterineto ny Ivon-toerana Nari Jibon.
Any atsimo andrefan'i Bangladesh, dia mahita ny tetikasa Neighbourhood Diaries (Diarin'ny manodidina) atao ao Kolkata, India isika. Na dia mbola manomboka manoratra ao amin'ny blaogin'izy ireo manokana aza ireo mpandray anjara folo ao Bow Bazaar mpifanolo-bodirindrina, dia nampahafantatra antsika ny tsirairay amin'izy ireo ny mpitarika ny tetikasa Sahar Romani. Fantaro i Surojit Mitra 16 taona, ohatra:
Surojit is a student at Bow Bazaar Highschool. During his free time he loves to coreograph dances and listen to music. He is known for his laughter and his coreography in Sanlaap programmes. One thing that no one knows about him is that, once he failed an exam.
Surojit dia mpianatra ao amin'ny Sekoly ambony Bow Bazaar. Mandritra ny fotoanany malalaka, tiany ny mandihy sy mihaino hira. Fantatra amin'ny fihomehezany sy ny dihiny amin'ny programa Sanlaap izy. Zavatra tsy fantatry ny olona momba azy ny tsy nahombiazany tamin'ny fanadinany.
Tamin'ny lahatsoratra iray taty aoriana, fantatsika fa ny Hotely Punjabi no mari-pamantarana ankafizin'i Surojit indrindra momba an'i Bow Bazza. Ity ny famariparitany azy:
As soon as you reach the Punjabi Hotel, what you hear first is the sound of conversations and the din of people who are going in. A light wind brings the smell of various food items to my nose. You can see shoe shops, the vegetables in the market being bought and sold. The touch of food items from the hotel and the fuchka. It is a very old hotel. Earlier it was renowned, everyone knew of it. Besides, the proprietor of the place was a friend of my mother’s.
Raha vantany vao tonga any amin'ny Hotel Punjabi ianao, ny zavatra henonao voalohany dia ny feon'ny resadresaka sy ny tabataban'ny olona miditra ao. Mitondra ny fofon'ny sakafo isan-karazany eo amin'ny oroko ny rivotra malefaka. Afaka mahita fivarotana kiraro ianao, ary efa lafo ireo legioma eny an-tsena. Ny fikasihana ny sakafo avy amin'ny hotely sy ny fuchka. Trano efa antitra izy io. Nalaza be tany aloha, fantatry ny rehetra izany. Ankoatra izany, naman'ny reniko ny tompon'ny toerana.
Farany, ataovy izay hankanesany any Think Build Change Salone ao Freetown, Sierra Leone. Taorian'ny ady an-trano mahatsiravina naharitra am-polo taona izay nahatonga an'i Sierra Leone ho firenena tsy dia mandroso indrindra manerantany, vondrona tanora vonona eo an-toerana- tahaka an'i Noah Dauda sy Daniella Wilson – no nanoratra ny ezak'izy ireo hanavao ny firenena. Ataovy izay hahitana ny sarin'i Noah Dauda momba ireo mpandraharaha ara-bola madinika sy ny traikefa niainan'i Emmanuel Joseph tamin'ny famokarana fanadihadiana tany amin'ny faritany atsinanan'i Kenema, Kailahun sy Kono.
Mijery any aloha
Araka ny hitanao, tao anatin'ny enim-bolana monja, dia nahavita fandrosoana mahagaga ny tetikasa tsirairay tamin'ny fampiofanana ireo vondrona bilaogera tany amin'ireo vondrom-piarahamonina zara raha fantatra. Nivoatra tao amin'ny vondrona tsirairay ny fahatsapana tanjona sy fiarahamonina.
Ao anatin'ny andro vitsy monja dia hanambara ny fihodinana farany amin'ireo mpandresy hahazo ny famatsiam-bola madinika izahay. Tetikasa dimy vaovao no hanatevin-daharana ny fiarahamonintsika mpanofana fanentanana sy ezaka ary asa soa napetrak'izy ireo. Amin'ny volana ho avy, hifantoka bebe kokoa amin'ny fandrisihana ny fifandraisana eo amin'ireo tetikasa 10 rehetra sy hanasongadina ny fitoviana amin'izany izahay.
Manantena izahay fa hanaraka izany ianao.
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 7 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...