Tantara tamin'ny 31 Jolay 2018
Fahasalamana manerantany: Ny “Gripan-kisoa” an-tsary
Na dia nilamindamina aza ny ahiahy momba ny firongatry ny "gripan-kisoa" dia mbola nitohy ny fiparitahan'ny viriosy nanerana izao tontolo izao . Nanambara ny OMS fa olona miisa 4 379 no tratran'ity virosy ity (2009) tany amin'ny firenena miisa 29. Ireto ny sary vitsivitsy mampiseho ny fiantraikan'ny gripan-kisoa manerantany.
Rising Voices sy ny mondialy
Milaza ny olona fa tena hetsika iraisam-pirenena tokoa ny Mondialy. Nanoratra momba izany mba hanehoana ny fitiavan'izy ireo ny bilaogera ao amin'ny tetikasa Rising Voices maro manerana ny kaontinanta .
Inona no nanjo ny zo niomerika nandritra ny fito taona lasa? Hilaza izany aminao ny andiany faha-300 amin'ny Tatitry ny Olon-tsotra Mpampiasa Aterineto
Amin'ity herinandro ity, miverina mijery ireo fito taona nandrakofana ny vaovao maneran-tany momba ny zo niomerika ho fankalazana ny andiany faha-300 nosaratanay izahay!
Miala Tsiny Fa Tsy Miteny Anglisy Aho. Sary no Teniko
''Tsy misy zavatra tsy azo halaina sary, tsy misy zavatra tsy afaka manamarina ny tsy hitantarana tantara vaovao.''
Nahoana No Asehon'ny Faritanin'i Bamyan Ny Tsara Indrindra Any Afganistàna ?
"Hafatra mazava no omen'ity sary ity : fiarovana, fahamendrehana ary fitovian'ny lahy sy ny vavy. Maniry ny fisian'ny fihaonana tahaka izao any amin'ny faritany rehetra aho."
Pakistana: Parachinar, ilay paradisa lasa helo
Foiben-toeran'ny Masoivohon'i Kurram ao amin'ny Faritra ara-poko tantanana amin'ny fomba federaly ao Pakistana i Parachinar. Ankehitriny, azon'ireo talibana mpikomy ilay tanàna izay hampanjakany ny tahotra ka hanereny ny mponina hiala ao.
Azerbaijan : Miverina amin'ilay famonoana nitranga tao amin'ny Ivontoeran'ny Solitany
''Tena ela fiparitahana [tao Azerbaijan] ny vaovao mikasika ilay loza nitranga tao Bakou tamin'ny faran'ny volana lasa teo, ary fanontaniana maro no mbola tsy misy valiny. ... Azo antoka fa tamin'ny marainan'ny 30 aprily 2009, olona 13 no maty nandritra ny fitifirana nahafaty tao amin'ny Ivontoeran'ny solintany azery (Azerbaidjan State Oil Academy)..
Kambodza : Mety hisintona ny raharaham-pitsarany ifanolanany amin'ny Praiminisitra ny vehivavy iray solombavambahoaka sady mpikatroka
Mety hosintonin-dRtoa Mu Sochua ny fitoriany ny Praiminisitra Hun Sen noho ny antony hoe any am-paosin'ity farany daholo ireo mpitsara maro eo anivon'ny fitsarana.
Kazakhstan : Mandamina ny adiny ny vinantolahy taloha an'ny Filoha
Mikikitra amin'ny fanamboarana endrika ''demokraty'' amin'ny famoahana vaovao manala baraka ireo manamboninahitra ambony ao amin'ny firenena i Rakhat Aliev, vinantolahy taloha an'ny Filoha.
EWAMT: Mianatra mamahana bilaogy mba hanompoana ny vondrom-piarahamonina
Nikarakara atrikasa roa hafa ny volana Jona 2009 ny tetikasa tohanan'ny Rising Voices 'Fanohanana ireo Vehivavy Mpikatroka amin'ny Teknikan'ny Media' (EWAMT). Ankoatra ny fampianarana ireo mpandray anjara ny fomba famahanana bilaogy dia nofanina tamin'ny fomba fampiasana ny bilaoginy amin'ny fanompoana ny vondrom-piarahamoniny izy ireo.