- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Saripika tamin'ny vovonana Global Voices tany Delhi

Sokajy: Mediam-bahoaka, Saripika

(Marihina fa tamin'ny 16 Desambra 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nizotra soamantsara ny andro voalohany tamin'ny Vovonana Global Voices tany Delhi [1] ary nanomboka nisongadina tao amin'ny Flickr [2] ny sary. Indro ny andian-tsary. Nitondra ny sarin'ny fivoriana (sy ny sary vitsivitsy avy amin'ny dian'izy ireo talohan'ny fivoriana) tamin'ny alàlan'ny famoahana ny sarin'izy ireo tao amin'ny Flickr ny olona ary nanapaingotra izany tamin'ny gvdelhi2006 [3]:

Nisy ny fitantarana tao amin'ny aterineto sy ny fifanakalozan-kevitra mivantana an-tserasera. Azonao fantarina ny antsipiriany tamin'ny fomba nifandraisana tamin'io pejy [1] io .