Saripika tamin'ny vovonana Global Voices tany Delhi

(Marihina fa tamin'ny 16 Desambra 2006 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nizotra soamantsara ny andro voalohany tamin'ny Vovonana Global Voices tany Delhi ary nanomboka nisongadina tao amin'ny Flickr ny sary. Indro ny andian-tsary. Nitondra ny sarin'ny fivoriana (sy ny sary vitsivitsy avy amin'ny dian'izy ireo talohan'ny fivoriana) tamin'ny alàlan'ny famoahana ny sarin'izy ireo tao amin'ny Flickr ny olona ary nanapaingotra izany tamin'ny gvdelhi2006:

Nisy ny fitantarana tao amin'ny aterineto sy ny fifanakalozan-kevitra mivantana an-tserasera. Azonao fantarina ny antsipiriany tamin'ny fomba nifandraisana tamin'io pejy io .

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.