Bahrain: Marobe ireo tranonkala voakatona

(Lahatsoratra teny anglisy tamin'ny janoary 2009)
Google Translate page blocked
Marobe ireo tranonkala nakatona tao Bahrain taorian'ny famoretana vaovao nataon'ny minisiteran'ny fampahalalam-baovao. Nahatonga ireo  tranonkala tahaka ny Google Translate sy ny tranonkala ara-tsosialy, ara-pivavahana, momba ny zon'olombelona sy ny vondrona ara-politika ho tsy azo nidiran'ny olona tao Bahrain intsony ny fanakatonana farany.

Nakatona tao Barhain ihany koa ny tranonkalan'ny Bahrain Human Rights Society, izay nanome ireto lisitra manaraka misy ireo tranonkala nakatona:

BCHR mitanisa ireo tranonkala nakaton'ny minisiteran'ny fampahalalam-baovao ao Bahrain.

حركة الحريات والديمقراطية حق
1. [www.haaq.org]
ملتقى الجنوب المقاوم
2. [www.bintjbeil.org]
موقع بروكسي
3. [proxify.com]
موقع يزود بروكسي
4. [nofilter.biz]
موقع يزود بروكسي
5. [www.proxyworld.com]
موقع يزود بروكسي
6. [www.anonnow.com]
موقع يزود بروكسي
7. [www.anonworks.com]
موقع يزود بروكسي
8. [www.proxywars.net]
موقع يزود بروكسي
9. [www.opencity.us]
موقع يزود بروكسي
10. [www.poro6.com]
موقع يزود بروكسي
11. [www.bind2.com]
موقع يزود بروكسي
12. [www.zendproxy.com]
موقع يزود بروكسي
13. [zoxy.info]
موقع يزود بروكسي
14. [www.seenoip.com]
موقع يزود بروكسي
15. [www.ibypass.org]
موقع يزود بروكسي
16. [www.ipzap.com]
موقع يزود بروكسي
17. [kproxy.com]
موقع يزود بروكسي
18. [www.attackcensorship.com]
موقع يزود بروكسي
19. [mrnewguy.com]
موقع يزود بروكسي
20. [www.unblockwebsites.com]
موقع يزود بروكسي
21. [spysurfing.com]
موقع يزود بروكسي
22. [www.stupidcensorship.com]
موقع يزود بروكسي
23. [www.evilsprouts.co.uk]
موقع يزود بروكسي
24. [www.bypassbrowser.com]
موقع يزود بروكسي
25. [www.proxymouse.com]
موقع يزود بروكسي
26. [www.fsurf.com]
موقع يزود بروكسي
27 [www.browseatwork.com]
موقع يزود بروكسي
28. [www.surfonym.com]
موقع يزود بروكسي
29. [www.iamnewguy.com]
موقع يزود بروكسي
30. [www.ninjaproxy.com]
منتديات أحرار البحرين
31. [www.ahraralbahrain.net]
منتديات البحرين للحوار الحر
32. [www.montadayatbh.org]
منتديات المحفوظ
33. [www.almahfood.com]
منتديات الجفير
34. www.juffair.org/
منتديات على الأصغر
35. www.alialasghar.net
شهداء البحرين
36. www.shaheed-bh.com/
الصرح الوطني
37. www.wattaninet.org/
ملتقى المالكية
38. www.malkiya.net/vb/
ملتقى بني جمرة
39. www.banijamrah.org/
كرباباد
40. www.karbabadiat.net/
حركة احرار البحرين
41. www.vob.com/
الصحافة
42. [www.alsaheefa.net]
الحوار المتمدن
43. www.rezgar.com/موقع
موقع أوال
44. www.awal.org
أوال
45. www.awaal.net
ملتقى كرزكان
46. www.karzakan.com
ملتقى الدراز
47. [alduraz.net]
وعد
48. [www.aldemokrati.org]
منتديات الثقلين
49. [www.althaqlain.com]
موقع بنت جبيل
50. [www.bintjbeil.org]
الشبكة العربية لمعلومات حقوق الإنسان
51. [www.hrinfo.net]
مركز البحرين لحقوق الإنسان
52. [www.bahrainrights.org]
منديات شهركان
53. [www.shahrakkan.org]
كرد تايمز
54. [www.kurdtimes.com]
موقع البوابة
55. [www.albawaba.com]
لادني
56. [www.ladeeni.net]
الكنائس العربية
57. [www.arabchurch.com]
الأقباط الأحرار
58. [freecopts.net]
59. [annaqed.com]
60. [www.rezgar.com]
الصحيفة
61. [www.alsaheefa.net]
بحرين تايمز
62. [www.bahraintimes.org]
بحرين اونلاين
63. [bahrainonline.org]
منديات البحرين
64. [montadayat.org]
شهداء البحرين
65. [shaheedbh.com]
مترجم الغوغل
66. [google.com]

Bilaogera Ali7 manoratra:

و أنا أقول لاويش الجماعة يتصلون يبغون بروكسيات
إلى أن اكتشفت أن “درازن” من المواقع حجبت بين ليلة و ضحاها ضمن رسالة حجب راقية ، ملونة (و كانت تحتوي على رقمي هاتف و فاكس للاستفسار و الاعتراض — شالوهم ، أكيد اتصلوا الجماعة يسبون) .. المهم أنها تجعلك تغادر الصفحة بنفسية أفضل من صفحة Forbidden المشؤومة السابقة..
الخلاصة أن ، المواقع السياسية المعروفة ، و كل وصلاتها و الطرق الالتفافية للوصول اليها ، و كل موقع يحمل دومينه كلمة “proxy” و العياذ بالله .. و حتى ان لم يحملها ووظيفته الظاهرية أو الباطنية هي بروكسي .. (من بينهم موقعنا المفضل hidemyass.com) ..
Ary nanontany tena aho hoe nahoana ny olona rehetra no miantso ahy manontany momba ny proxies?
Izany dia mandra-pahitako fa tranonkala am-polony no nakatona nandritra ny alina tamin'ny alalan'ny hafatra sivana kanto (izay misy ny nomeraon-telefonina sy ny laharana fax amin'ny fanadihadiana ary ny hafatra izay nahitana hafatra voaràra efa nofafana.) Mahatonga anao hahatsapa fa tsaratsara kokoa raha mandràra Andriamanitra ny zava-dehibe amin'izy ity. Ny vokatra farany dia voasivana ireo tranonkala ara-politika fantatra rehetra sy ireo fomba rehetra ahatongavana amin'izy ireo ary ireo sehatra rehetra misy ny teny hoe proxy ao amin'ny adiresin'izy ireo – eny fa na dia ny tranonkala akafizintsika hidemyass.com aza.

Lasa mihaika ny fanakatonana mihitsy aza i Ali7 ary nilaza hoe:

و أخيراً .. هل تريدها الوزارة لعبة القط والفأر ؟ فليكن !
Ary farany… te-hilalao saka sy totozy amintsika ve ny minisitera? Ataovy izany!!

Tao amin'ny Facebook, bilaogera Bahrainita Manaf Al Muhandis, izay mibilaogy ao amin'ny TheRedbelt.com namoaka lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe: Censored Internet in Bahrain: Imprisonment of Speech (Aterineto voasivana ao Bahrain: Fanagadrana ny fitenenana): 

I am sure most of you know of the efforts of the Ministry of Culture and Information to ban websites. I think we are all together that this is unacceptable, unimplementable, and simply put: ILLEGAL as it goes against the Bahraini Law which protects the freedom of speech.
A group of us tried to avoid this by introducing the Anti Hate Code of Ethics (http://www.bahraincodeofethics.com) and prefer that any offending website be prosecuted under the law with a chance of representation rather than resort to this old and ineffective method.

My friends,
Whether you signed the code or not, I implore you to write about the matter in your own blogs. We should also unify our forces to make our voice heard. We could hold up a rally or send one letter of objection bearing our signatures. I invite you to come up with more suggestions on what we can do about it.

Azoko antoka fa maro aminareo no mahafantatra ny ezaky ny Ministeran'ny Kolontsaina sy ny Fampahalalam-baovao handràra tranonkala. Heveriko fa miombon-kevitra isika rehetra fa tsy azo ekena izany, tsy azo atao, ary milaza fotsiny hoe: TSY ARA-DALANA satria mifanohitra amin'ny lalàna Barhainita izay miaro ny fahalalaham-pitenenana izany.
Vondron'olona iray no nanandrana niala tamin'izany tamin'ny fampidirana ny Fehezan-dalàna Etika Manohitra ny Fankahalàna (http://www.bahraincodeofethics.com) ary misafidy kokoa hoe toriana eny amin'ny fitsarana izay tranonkala manitsakitsaka ny lalàna rehetra ary mahazo soloina tena fa tsy mampiasa ity fomba efa lany andro sy tsy mahomby ity.

Ry namako,
Na efa nanao sonia ny fehezan-dalàna ianao na tsia, miangavy anao aho hanoratra momba ny raharaha ao amin'ny bilaoginao. Tokony hampiray ny herintsika ihany koa isika mba handrenesana ny feontsika. Azontsika atao ny manao famoriam-bahoaka na mandefa taratasy fanoherana mitondra ny soniantsika. Manasa anao aho mba hanome torohevitra misimisy kokoa momba izay azontsika atao momba izany.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.