Mozika sy dihy Porro any La Loma, Kolombia
Nanoratra (English) azy i David Sasaki
Nandika (Malagasy) i Liva Andriamanantena
Vakio amin'ny teny English
(Marihina fa tamin'ny 8 Novambra 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)
Catalina Restrepo avy ao amin'ny tetikasa HiperBarrio ao La Loma, tanànakely misy havoana any ambanivohitr'i Medellín, Kolombia, dia namokatra ity horonantsary ity hanehoana ny maha-zava-dehibe na mozika porro ao amin'ny vondrom-piarahamoniny.
Lahatsoratra notsongain-ny Rising Voices, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices manampy amin-ny fanapariahana vaovaon-ny tsy mbola mahatakatra aterineto loatra ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy
Lohahevitra
Nanoratra (English) azy i David Sasaki
Nandika (Malagasy) i Liva Andriamanantena
Tantaran'ny Hiper-barrio farany
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Ajanony ihany






