- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Voces Bolivianas niseho tao amin'ny BBC

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana janoary 2008)

Niseho [1] tamin'ny fandaharan'ny BBC, The World ny Voces Bolivianas [2], iray amin'ireo nandresy tamin'ny loka momba ny fanentanana median'olon-tsotra Rising Voices. Nandritra ny efatra minitra, nanadihady ny mpandrindra ny tetikasa, Mario Duran [3] sy ny mpandray anjara tamin'ny Voces Bolivianas ary i Dora Romero [4], Aymara mpandika teny i Ruxandra Guidi [5].

Miarahaba ny Voces Bolivianas noho ny fankasitrahana mendrika azy indrindra!

icon Trohy ny MP3 [6]