- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Cristina Quisbert ao amin'ny bilaogy

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Marihana fa efa tamin'ny volana febroary 2008 ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) [1] sy mpitety manaiky ianao raha hijery ny lahatsarinay.

Mizara ny traikefany amin'ny maha mpikambana ao amin'ny Voces Bolivianas [5] azy i Cristina Quisbert. Niseho tamin'ny resadresaka navoaka tato [6] ihany koa i Cristina. Azonao atao ny mamaky ny dikantenin-dahatsoratra nosoratan'i Cristina sy ny namana mpandray anjara ao amin'ny Voces Bolivianas amin'ny teny Anglisy [7] ao amin'ny tranonkalan'ny Voces Bolivianas [8].

Hiresaka amin'ny mpanorina ny Voces Bolivianas, Eduardo Ávila, ao amin'ny We Media Miami ihany koa izy ato [9].