- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

[Lahatsary] Sombin-tsarin'ny Iran Inside Out

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Lahatsoratra tamin'ny avrily 2008)

Mila Flash 8 (na ny ambony kokoa) [1] ianao sy ny fitety mamela javascript raha hijery ny lahatsary.


Atolotr'i Shaghayegh Azimi amintsika izay heverina fa hivoaka amin'ny Iran Inside Out, tetikasa eny an-kianja miara-miasa amin'ny videobilaogera iraniana ao an-toerana mba hamantarana izay tanora mpanatontosa sarimihetsika misandratra sy mampianatra azy ireo ny fomba izarana ny asany an-tserasera.