- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Mialy Andriamananjara miresaka momba ny Foko

Sokajy: Antsafa, Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Marsa 2008)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) [1] sy mpitety mamela javascript ianao raha hijery ny lahatsary.

Tapa-bolana lasa izay, niresaka [5] tamin'i Lova Rakotomalala [6], iray amin'ireo efatra mpandrindra ny fandaharana fanentanana  [7]ao amin'ny bilaogy FOKO Madagasikara [8] aho. Amin'ity herinandro ity, dia ampiseho lahatsary misy resadresaka niarahana tamin'ny mpiara-miasa amin'i Lova, Mialy Andriamananjara [9] isika.