- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Asandratry ny FOKO ny Firenena Mikambana

Sokajy: Mediam-bahoaka, Rising Voices

(Marihina fa tamin'ny 31 Martsa 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) [1] sy mpitety mamela javascript ianao ahafahanao mijery ny horonantsary.

Araka ny nofariparitan’ [5]Joan Razafimaharo [6] tao amin'ny bilaogin'ny tetikasa FOKO, dia nanatontosa ity horonantsary ity ny vondrona mpianatra ambaratonga ambony ao amin'ny Klioban'ny Firenena Mikambana hankalazana ny fotokevitra ara-tsosialin'ny Firenena Mikambana. Nalefa nifaninana tany amin'ny Film Your Issue [7] (Alao sary ny olanao/lohahevitrao) ny horonantsary.