(Marihina fa tamin'ny 31 Martsa 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)
Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy mpitety mamela javascript ianao ahafahanao mijery ny horonantsary.
- Raha hitroka ny Lahatsary MPEG4 (.mp4)
- Raha hitroka ny Flash Video (.flv)
- Raha hisoratra anarana ao amin'ny Lahatsary Rising Voices amin'ny iTunes
Araka ny nofariparitan’i Joan Razafimaharo tao amin'ny bilaogin'ny tetikasa FOKO, dia nanatontosa ity horonantsary ity ny vondrona mpianatra ambaratonga ambony ao amin'ny Klioban'ny Firenena Mikambana hankalazana ny fotokevitra ara-tsosialin'ny Firenena Mikambana. Nalefa nifaninana tany amin'ny Film Your Issue (Alao sary ny olanao/lohahevitrao) ny horonantsary.
Podcast: Play in new window | Download
Subscribe: RSS